hamono akoho amaborona daholo ny rehetra rehefa lasa io! tsaroako ny taona 2002 tany Toamasina rehefa niditra ny tanana ny zanadambo, fa horakoraka sy hafaliana re izao, namono akoho sy vorona daholo ny rehetra, ry mme Claudine Tse sy ny zatovo efa lasa nisitrika any an’ala daholo, fa sahiko ny milaza fa manoahtra noho ny tamin’izany ny hiseho
Despote
10 mois il y a
Le jour de son départ sera décrété fête nationale. Feux d’artifice et spectacles à gogo.
Tsotsy
10 mois il y a
De hanao ahoana zany anay prezda rehefa hilaozanao? Fa nga tsy afaka ovaina ve ny lalampanorenana hilatsahanao fanintelony?
Tsy nisy filoha misaina lavitra noho ianao ane nanamboatra telepherique eh, enao mba nanamboatra miami hoan’ny gasy, tsy hadinonay koa le fampisehoana drone reny, raha tsy enao dia tsy mba nisy airibisy zany ny airmad fa boiny foana, ny vary tsinjo sy tosika fameno,
Maro ny vitanao prezida, milatsaha fa i Tsotsy hanoana foana, sady le solomasonao manome intelizansa be mitsy.
Ny Barea zao maresy foana, tsy mila tsodrano tsony reny fa ataovy vavaka mba ho resy 5-0 ny Ghana @ manarak.
Aiza i Dadan’i Jemima hampikorana anay ndray? Misy olona manko ato @ actutana tsy dia mahazoazo azy nefa izahay dia mankatoa.
Hoajaniko alony ny fiderana anao prezida, sao lazain’ny olona fa lasa gaigy eto ndray.
Vo miala ela androany tonga de congé 3 andro, sokafako ny toaka de fety lava @ zay. Mba raha tsara @ zay no atao resaka rehefa misotro fa tsy hoe minan’IEM mihitsy foana dago.
Hary
10 mois il y a
Lasa indray ny “promesse d’ivrogne”
Nifin'Akoho
10 mois il y a
Ny ijanonany tsy ialany io ne ka andaminan’izy mianakavy politika izay hasolo azy. Izay no mila andravany ny rafitra am zao fa mila miova tanteraka fa tsisy resaka safosafoina zany eto. Ny toetra tahaka izao ihany no tsy hitiavan’olona petatsanga.
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39