La deuxième édition du salon du chocolat, organisé par le Wednesday Morning Group, s’est tenue le samedi 17 mars 2018 au Carlton. Suivez le guide 🙂
Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante
La deuxième édition du salon du chocolat, organisé par le Wednesday Morning Group, s’est tenue le samedi 17 mars 2018 au Carlton. Suivez le guide 🙂
Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Miam, un petit peu de chocolat, on dit que ça calme et ça apaise 🙂
tena marina io ! et bon rétablissement , reviens nous vite Ardine
bonjour! meilleur rétablissement et revenez vite pour gouter a ces chocolats, d ailleurs paques n est plus loin
Miam miam be , fa ny fanalana ny kilo azo avy @reo toa hanahirana ihany, aleo atao maso mijery dia voky fotsiny 🙂
aza atao sakana izany, mandehana miaraka amin i d oliprane rehefa asaboty fa izay kg azo any, asabotsy manaraka dia efa niempo
Ny olana amiko, rehefa mihinana aho dia tsy afaka mijanona intsony!c’est mon péché mignon 🙂
C’est comme le sexe quoi 🙂
🙂
tsotra izany:rehefa hihinana sokola ianao, dia antsoy aho dia mihinana ianao dia avy eo izaho no mamarana azy, dia avy eo ianao mifanao fotoana amin i d.oliprane dia ny fahafinaretana azo, ny tena tsy misy kg mihoatra, ny fanaovantsoa tamin ny namana vita!hihihihihi!
Raraka mihitsy ny hiviko! Misaotre! Amin’ny maha gasy ny tena moa dia ny vita gasy ihany no tiako, indrindra ilay tena mangidy sy mainty be iny! Ireo vita vazaha tsara endrika fa tsy dia tiako loatra, diso mamy loatra, be fanampiny ka lasa kely ny pourcentage cacao ao.Fa raha misy manome moa dia raisina foana dia andramana! hihihi
misaotra amin ilay sary RaElman ! tsy afaka manoratra ery ambony intsony aho a tsy haiko ny antony!tsy miseho intsony ilay hoe poster un commentaire
@Rafangy, ça devrait être bon là
ok merci pour le derangement!
article tres sympathique et vraiment belles photos merci m m