mahagaga fa dia Andekaleka foana no atao sorona, fa Mandraka sy Antelomita tsy miys resaka mihitsy, ny plaques solaires anie ka mbola eny andalana mivezivzey e, mety izay vao niala tany Morondava, ny solika moa dia efa tsy hita ny vola tokony hividianana azy
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “statistiques normales et on ferait un jour de deuil national ve ? https://www.facebook.com/share/196emUwq7z/” 24/07/2026 à 19:00
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Le colonel n’avait peut-être pas tort en disant qu’il faudrait s’inspirer du système reny malala “alerte enlèvement”” 24/07/2026 à 15:15
Raza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Et si c’était seulement des statistiques « normales » ? C’est bien triste mais 6 homicides (on ne sait d’ailleurs pas si…” 24/07/2026 à 13:11
petakaman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Je ne pense pas que le DJ soit derrière tout ça même si l’on sait qu’il avait ramené la populasse…” 24/07/2026 à 12:29
Afist dans Prioritaire, urgent et important: “et dire qu’on ne sait pas encore a quoi ca sert toutes les cameras installees a Tana alors que si…” 23/07/2026 à 10:19
angady dans Prioritaire, urgent et important: “sachant cela, le gouvernement de la refondation veut se lancer dans un programme spatial. ben oui, tiens, on manque tellement…” 22/07/2026 à 21:19
MasyLau dans Prioritaire, urgent et important: “” Refondation certes, mais surtout Eau et Electricité ” les besoins fondamentaux pour pouvoir vivre . Fantatry ny mpitondra tsara…” 22/07/2026 à 17:26
Nifin'Akoho dans Prioritaire, urgent et important: “Za nijery Tour de France contre à la montre omaly, eo am le combat farany Even sy Poggy mihitsy no…” 22/07/2026 à 05:29
Nifin'Akoho dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Nisy tapaka, nisy niditra hopitaly ve ? Fomba fiady eny ankianja ny rahom-bava sy ny donadona. Mety misy ny tafahoatra…” 22/07/2026 à 05:11
aty aminay, 5mn izay no niverina, depuis 5h00 du mat.
tsy haiko fa tsisy rano izany any andekaleka any, tsisy masoandro ny plaques solaires, tsisy solika ny groupes…
fa hoy ny tononkiran’i kougar izay hoe : tazomy @ izao raha mety aminao (ry mpitondra isany)
Tsisy rivotra ny éoliennes
… hay moa tsy misy éoliennes lol
misy eoliennes any Fort dauphin, an’ny QMM fa ny loranjy no niwerawera taminy
mahagaga fa dia Andekaleka foana no atao sorona, fa Mandraka sy Antelomita tsy miys resaka mihitsy, ny plaques solaires anie ka mbola eny andalana mivezivzey e, mety izay vao niala tany Morondava, ny solika moa dia efa tsy hita ny vola tokony hividianana azy