marina fa tsy misy asa ratsy fa ny tsy azoko dia hoe maninona no tsy manao fitaovam-piarovana toy ny tablier sy masque sy gants sy saron-doha sns fa rehefa mivarotra charbon ve dia tsy maintsy maloto?
Miserana
1 année il y a
Bao a! Aiza enao ry miss Saribao a…
Les ongles sont quand même bien entretenus non?
Dernière modification le 1 année il y a par Miserana
Sarin’i Bao io zany sary namboarina e. Akanjo fotsy ve ky de mety amin’io asa io. Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
.
Ny mpivarotra saribao ve mba mandoa hetra e ? Nefa i Bao mba endrika mpandoa hetra ihany.
Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an. Lasa tsy hita intsony ny frontière sy ny délimitation rehetra hoe iza no mifarana aiza dia iza no manomboka aiza?
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Revenons encore un peu plus loin, le francais Etienne de Flacourt arriva a Fort Dauphin vers 1650 et y fonda…” 05/08/2026 à 09:12
marina fa tsy misy asa ratsy fa ny tsy azoko dia hoe maninona no tsy manao fitaovam-piarovana toy ny tablier sy masque sy gants sy saron-doha sns fa rehefa mivarotra charbon ve dia tsy maintsy maloto?
Bao a! Aiza enao ry miss Saribao a…
Les ongles sont quand même bien entretenus non?
Sarin’i Bao io zany sary namboarina e. Akanjo fotsy ve ky de mety amin’io asa io. Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
.
Ny mpivarotra saribao ve mba mandoa hetra e ? Nefa i Bao mba endrika mpandoa hetra ihany.
tsy tena mpivarotra saribao i Bao satria ny hohony (tanana sy tongotra)madio tsara mihitsy, ny volo milamaka tsara mihitsy
c’est bien la peine que je précise bien que ce n’est ni un photomontage ni une IA ?
https://www.facebook.com/share/v/1ABMcBfJAV/
Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
Lasa tsy hita intsony ny frontière sy ny délimitation rehetra hoe iza no mifarana aiza dia iza no manomboka aiza?
fa avy aiza ka ho aiza ?
Dia eo ambony kitapo-tsaribao ve dia vitaina ny afera?
Sauf que Tsy any Itaosy io Toerana io fa ery Ampasanimalo, aloha kely hiakatra any Ankatso