marina fa tsy misy asa ratsy fa ny tsy azoko dia hoe maninona no tsy manao fitaovam-piarovana toy ny tablier sy masque sy gants sy saron-doha sns fa rehefa mivarotra charbon ve dia tsy maintsy maloto?
Miserana
1 année il y a
Bao a! Aiza enao ry miss Saribao a…
Les ongles sont quand même bien entretenus non?
Dernière modification le 1 année il y a par Miserana
Sarin’i Bao io zany sary namboarina e. Akanjo fotsy ve ky de mety amin’io asa io. Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
.
Ny mpivarotra saribao ve mba mandoa hetra e ? Nefa i Bao mba endrika mpandoa hetra ihany.
Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an. Lasa tsy hita intsony ny frontière sy ny délimitation rehetra hoe iza no mifarana aiza dia iza no manomboka aiza?
Rafangy dans Voler des os, décapiter des albinos: “ny ahy haveriko foana ny hoe hahantona dia avy eo alevina anaty lavaka tsy misy famantarana,(mba tsy hiditra mihitsy any…” 09/06/2026 à 08:58
andria dans Voler des os, décapiter des albinos: “tena manao volonier za raha tsy misy sahy ny guillotine eo @ devant gare eo NA 4X4 roa mitovy chevaux…” 03/06/2026 à 11:14
idefix dans Transition ou Refondation ?: “Joe Dassin était-il un visionnaire ? 😛 https://youtu.be/6Yi-Zgg39SY?is=DXqvuDPLh72gQVTo” 02/06/2026 à 10:46
Numerobis dans En fait le Malgache n’aime personne: “le malgache est un etre bizarre c’est vraiment ça, et le plus bizarre c’est quand les bizarres voient les normaux…” 02/06/2026 à 09:43
Numerobis dans Voler des os, décapiter des albinos: “Fiara tsy misy immatriculation koa zao tena mirongatra. Na ilay taratasy kely numero de chassis 6 chiffres kely bilitika tsy…” 02/06/2026 à 09:39
jurassic park dans Reconstruire Madagascar c’est comme retaper Perline: “Bravo l’Elman,j’avais toujours su que vous étiez de la veine des Bricochons!vraiment fier de vous et des vôtres” 02/06/2026 à 00:47
marina fa tsy misy asa ratsy fa ny tsy azoko dia hoe maninona no tsy manao fitaovam-piarovana toy ny tablier sy masque sy gants sy saron-doha sns fa rehefa mivarotra charbon ve dia tsy maintsy maloto?
Bao a! Aiza enao ry miss Saribao a…
Les ongles sont quand même bien entretenus non?
Sarin’i Bao io zany sary namboarina e. Akanjo fotsy ve ky de mety amin’io asa io. Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
.
Ny mpivarotra saribao ve mba mandoa hetra e ? Nefa i Bao mba endrika mpandoa hetra ihany.
tsy tena mpivarotra saribao i Bao satria ny hohony (tanana sy tongotra)madio tsara mihitsy, ny volo milamaka tsara mihitsy
c’est bien la peine que je précise bien que ce n’est ni un photomontage ni une IA ?
https://www.facebook.com/share/v/1ABMcBfJAV/
Feno vovontsaribao ny foto-pe am ty kilaoty kely ty an.
Lasa tsy hita intsony ny frontière sy ny délimitation rehetra hoe iza no mifarana aiza dia iza no manomboka aiza?
fa avy aiza ka ho aiza ?
Dia eo ambony kitapo-tsaribao ve dia vitaina ny afera?
Sauf que Tsy any Itaosy io Toerana io fa ery Ampasanimalo, aloha kely hiakatra any Ankatso