Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
Fa tsy ny angady ve no ef ela (Vao nandray ny fitondrana) no tokony ho raisina? Sa izao ilay atao hoa mihatsara ivelan-tsihy?
mihaingo eo amboniny tsikoko plutôt ka
na koa hoe : manafina zôridira ambany tapis (na ambany tsihy).
vovoka ka.
“cacher la poussière sous le tapis”
na koa ”madio ivelany ohatry ny fasana”
aiza ra-Kougar @ le zumba gasy? fa-fafao ny tokotany fa hitsena vahiny ..
Zareo Ary efa misy tsy mahay mampiasa an’izany tsony, sa tangainana ngamba.
Mila maka sary dia manao selfie, dia atao fb
“Ma sorcière bien aimée” en version endémique ve ?