hélas, des rizières ont subi la dernière secheresse et plus personne n’a plus pensé à y planter , puis il y a les dernières grosses pluies qui ont rejoui les riziculteurs, ceux-ci se sont emprssés de repiquer leurs rizières et les jeunes plants croissent rapidement, mais les pluies se font insistantes et puis il y a eu AVA,et les rizières ont ete submergées!
alors que j’ai beaucoup compté sur ces rizières pour le riz du second semestre et puis pour y faire des briques après la recolte!
Tandremo fotsiny sao tongavan’ny dahalo eo am-pinjinjana vary, tahaka ny nitranga tany Mandoto ( région Vakinankaratra sur la route de Morondava): tonga ry zalahy miaraka amin’ny basy sy camion dia miteny ny mpiasa hoe aty aterina ny vokatra…
atao izay mampietiety ny fihainana car s’il fallait attendre ces gouvernants, tsy antitra eto ihany ?
Malala
7 années il y a
Ary ahoana io 18 000 ariary @ ny litatry ny lasantsy any mananara avaratra io ? efa ho 5€ anie zany e, na lafrantsa aza mbola tsy tafakatra 2€ tssssssssss
angelikademada
7 années il y a
C’est peut-être le riz provenant des dons de l’aide internationale… pour ma part je ne m’étonnerai de rien.
Sam dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “En fait exceptionnellement le gouvernement devrait proposer des lois. C’est plutôt le rôles des députés afin de les faire voter…” 06/06/2025 à 00:03
Sam dans La Jirama devient Société anonyme: “Un peu comme Air MalAD, l’état actionnaire majoritaire et la CNAPS second actionnaire, mais est ce que l’on a demandé…” 06/06/2025 à 00:00
Rafangy dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “fa tsy misy kosa ny hoe ultra confidentielle izany raha mbola resaka lalana satria tsy mainty entina eo anivon’ny solombava…” 05/06/2025 à 16:55
idefix dans La Jirama devient Société anonyme: “Bientôt l’autre délicieuse poissonnière va rentrer en piste pour terminer le boulot ? 😛” 05/06/2025 à 16:48
RMC dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “non ka ! afaka manao proposition de lois ny rehetra ka ! na ianao aza afaka manolotra, fa homenao ny…” 05/06/2025 à 16:40
Rafangy dans La Jirama devient Société anonyme: “Ahenantsika ny vidin-jiro tompokolahy sy tompokovavy? anisany teniny voalohany io taorinan’ny fanonganampanjakana ary dia notznterahiny tokoa dia taty aoriana ilay…” 05/06/2025 à 16:31
ie somary nisy fidinanany kely, fa le tena mora aloha dia vary importé e
Tsy ilay importé ve no tokony ho lafolafo kokoa satria misy frais ?
tena ireny ary no moraan misy hatr@ 1700ar ny kg nefa ny gasy sy ny makôlika ary ny tsipala dia 2200ar hatr@ 2500 ar
gratuit kosa ngamba ilay importé raha zany koa
Mety mora ny vary satria ny saosy no tsy misy. Aza adino fa 18 du mois de janvier ange izao e. Rahoviana vao ho 31 ?
kp ve io sa kg?
kp! fa tsymbola mety tafidina latsaky ny 500e! tsy mbola takatry ny rehetra izany
Payez-vous et achetez une rizière 🙂
hélas, des rizières ont subi la dernière secheresse et plus personne n’a plus pensé à y planter , puis il y a les dernières grosses pluies qui ont rejoui les riziculteurs, ceux-ci se sont emprssés de repiquer leurs rizières et les jeunes plants croissent rapidement, mais les pluies se font insistantes et puis il y a eu AVA,et les rizières ont ete submergées!
alors que j’ai beaucoup compté sur ces rizières pour le riz du second semestre et puis pour y faire des briques après la recolte!
moi ça va, mes rizières se portent bien et les récoltes devraient être meilleures cette année par rapport à la catastrophe de l’année dernière.
Un toit à soi pour y habiter, du riz en permanence : avec ça peu importe ce qui peut arriver dans la vie, on est peinard 🙂
Tandremo fotsiny sao tongavan’ny dahalo eo am-pinjinjana vary, tahaka ny nitranga tany Mandoto ( région Vakinankaratra sur la route de Morondava): tonga ry zalahy miaraka amin’ny basy sy camion dia miteny ny mpiasa hoe aty aterina ny vokatra…
mety fiarabe miloko mangabe na maintsomaintso izany dia mitondra laharana z na t an!
Semi ana mpandraharaha nalaza amin’ny afera maloto teto Antsirabe ka,hita-poko hita-pirenena ny ratsy vitany…Eo amin’ny 10 à 15 km miala ny arabe no misy io tany midadasika io,fambolen’ny tiko katsaka taloha fa nohon’ireny 2009 ireny dia nataon’ny fokonolona fambolena vary an- tanety sy an-tanimbary ( an’arivony hectare miaraka amin’ny tanimbary),dia namboly ny vahoaka kinanjo rehefa hampiakatra ny vokatra amin’ny sarety an-jatony maro sy bâchés ary 1321 dia tonga ity semi iray arahina motocross sy 4*4 ( izay fantatra ny ao anatiny),tsy namelany raha tsy feno ilay camion dia mba nisy ambony ho an’ireo tantsaha tsy afa-nanotra …Ny nahagaga dia tonga soamantsara taty Antsirabe io fiarabe io kanefa misy barrage ana gendarmes maromaro sy ireo mpitaky ristourne iny lalana iny…Ny ankabeazan’ny olona namboly tany kanefa mponina na manana havana teto ka dia nahoraka
vous oubliez les tomates que vous allez recolter très bientot!
vous ets bien veinard vous!
atao izay mampietiety ny fihainana car s’il fallait attendre ces gouvernants, tsy antitra eto ihany ?
Ary ahoana io 18 000 ariary @ ny litatry ny lasantsy any mananara avaratra io ? efa ho 5€ anie zany e, na lafrantsa aza mbola tsy tafakatra 2€ tssssssssss
C’est peut-être le riz provenant des dons de l’aide internationale… pour ma part je ne m’étonnerai de rien.
dons ve dia mila hamidy ?