Tout cela n’est pas nouveau. La question serait plutôt, qu’est-ce qui a été fait depuis 16 ans pour y remédier? Rien! Si quand même, des werawera sans fin.
aza masika oa fa ”izay lazaiKO, tsy maintsy tanterahaKO”. ka raha momba an’izay herinaratra, bof, ”efa niresaka t@ general electric AHO, goavana be izany; efa ao ny experts, efa ao ny vola ka vao tonga eo @ fitondrana AHO dia hatomboka ny asa fa tsy miandriandry izany isika; hampiaKO 400Megawatt izany tompokolahy sy tompokovavy” !
tsy mila mpamatsy vola mahazatra isika
vizana avy nitehaka nirefodrefotra nandritry ny 16 taona, dia zzzzzzzzz …
aza masika oa, mbola tsisy nanao tao anatin’ny 65 taona no hataontsika tompokolahy sy tompokovavy, ka izao no hatao : mbola vao hiandry mpandika teny fa teny anglisy be izany general electric izany ! efa eny ambony sambo hono izy izay. mandrapihandry an’izay ary, tsy hivoaka ato ambohimanambola ato mihintsy aho raha tsy mahita vahaolana
moi, je le dis et le redis: les subventions qui depassent le demi-millier de milliards ar ne se transforment pas tout en fumée, peut etre que le president touche 100millions ar par jour, le pm 50 millions et ainsi de suite
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Bon courage à vous Monsieur Arnold 😛
https://www.facebook.com/100057394571899/videos/474814608887884?locale=fr_FR
Tout cela n’est pas nouveau. La question serait plutôt, qu’est-ce qui a été fait depuis 16 ans pour y remédier? Rien! Si quand même, des werawera sans fin.
aza masika oa fa ”izay lazaiKO, tsy maintsy tanterahaKO”. ka raha momba an’izay herinaratra, bof, ”efa niresaka t@ general electric AHO, goavana be izany; efa ao ny experts, efa ao ny vola ka vao tonga eo @ fitondrana AHO dia hatomboka ny asa fa tsy miandriandry izany isika; hampiaKO 400Megawatt izany tompokolahy sy tompokovavy” !
tsy mila mpamatsy vola mahazatra isika
vizana avy nitehaka nirefodrefotra nandritry ny 16 taona, dia zzzzzzzzz …
ilay 400Mw efa nisy teo aza angamba 250 sisa! mino aho fa nisy nibitsika azy heo izany GE izany dia mpanamboatra milina mpamokatra herinaratra dia avy koa ilay badolahy fa miteniteny fahatany tsy misaina
aza masika oa, mbola tsisy nanao tao anatin’ny 65 taona no hataontsika tompokolahy sy tompokovavy, ka izao no hatao : mbola vao hiandry mpandika teny fa teny anglisy be izany general electric izany ! efa eny ambony sambo hono izy izay. mandrapihandry an’izay ary, tsy hivoaka ato ambohimanambola ato mihintsy aho raha tsy mahita vahaolana
il n’a pas trouve le numero de General Water pour le probleme de l’eau
ah ça, il faut déjà savoir qu’un numéro, c’est des chiffres, et les chiffres ….
les chiffres c’est le diso calcul ve ? https://actutana.com/depeche/dyscalculie/
moi, je le dis et le redis: les subventions qui depassent le demi-millier de milliards ar ne se transforment pas tout en fumée, peut etre que le president touche 100millions ar par jour, le pm 50 millions et ainsi de suite
un super article à lire sur le sujet https://mondafrique.com/libre-opinion/limpasse-de-laide-au-developpement-des-pays-riches/
Article très interréssant
oui et instructif