Et ça se réunit régulièrement, au moins une fois tous les trimestres, avec M. le Maire qui nous honore de sa présence.
Donc on y discute les dernières nouvelles, les nouveaux aménagements, les nouveaux projets, les petites problématiques, les plannings et toussa.
La décentralisation effective, la vraie 🙂
avec du sakaf et des boissons généreusement offerts bien entendu 🙂
Dia ho avy any koa ve i Manu sy Brigitte handôtra vary sy hizara akondro?
hizara masikita sy THB mora.
oay lelevra
Traboina nga ry Elman, hahahaha. 😀
An an an : Ka sao naka lesona t@ ilay iraika lahy miaka-midina ihany koa i Manu kou : araraotina daholo ny occasion rehetra izay azo hanaovana selfie…
ka i Manu , mila tsy ho ampy azy aza ny fotoana amin’ny asa aman’andraikitra miandry azy ao andapa, ilay iray aty gougou, tena tsy misy atao mihitsy izy ao andapa ao hany ka na mandany andro miresaka amin’ny taksibe, na mandeha mitokana anjara asan’ny ben’ny tanana, na miaraka amin’ny fifohazana mandiny eny imahamasina
Merci de rappeler la vraie vie de Radoma 13.
c’est ça qui est marrant avec ma ville : a la Présidentielle, Manu l’a emporté haut la main. Par contre aux Législatives, le candidat sous ses couleurs s’est ramassé mais grave !
Vive la démocratie, la vraie 🙂
ka efa hoe tsy nisy taoanatin’ny 62 taona anie! dia ny frantsay efa nanomboka ny taona 1789 fa tsy mbola nisy nilaza izany ! ca ose tout, c’est à meme cela qu’on les reconnait