😳🤣
… je sais pas moi, il serait peut-être temps de s’inquiéter ?
Il a disparu ? Il est malade ? Il est mort ? Il s’est enfui ?
2 mois sans communiqué officiel.. et laissant ainsi le champ libre à toutes les rumeurs, supputations et hono hono dont les endémiques sont tellement friands.
Et évidemment, pendant ce temps c’est tana bordel pro max. Les marchands, les ordures, les embouteillages, la saleté…
Rien ne va plus pour Ramanambitana 😛
Roa volana tsy hita? Mba Vintana inona koa ary ny an’ilay Rangahy iny? Izy aloha dia hinoana fa manana araky ny anarany.
Dans la valise de Nouzalon
efa nisy communiqué ”officiel au micro” kosa nolazain’ilay sg nisolo toerana azy ”hono” (qui n’es écrit nulle part juridiquement) fa mamita iraka hono izy re a
lol
Je me demande pourquoi il a accepté ce poste?
mampihomehy mihintsy ! ka teo @ micro ilay sg (donc un personnage officiel) no niteny an’izany anie e ! fa saingy izy niteny hoe izy (ilay sg ihany io) hono no nasain’ilay ombay mitady misolo toerana azy (ça n’existe nulle part juridiquement) no nahatonga ahy niteny hoe ”… officiel au micro”
dia mangina ny rehetra mpanohana fa mety izany ram’s a
@ izao taon-jato faha 21 izao dia lovan-tsofina no ampiasaina, rariny tokoa raha mandroso i Madagasikara
ka iza kosa moa no nanatrika an’izay ”tsiambaratelo” nifanaovan’ilay tsy hita (lehilahy) sy ilay sg (vehivavy) tao e ! fa rehefa miteny ”officiel au micro” ny vato namelan-kafatra, dia manaiky sy mangina ny ambanilanitra, dia io isika mandroso be io
S’il n’y a plus un sou dans la caisse pour travailler , autant qu’il fasse le mort . En espérant qu’il ne le soit pas .
moi je penche pour une maladie assez grave.
… mais bon, les hono hono hein
Tonton Mbintana Antananarivo e. Nefa betsaka ny tetik’asa mila fandraisan’anjara mivantana avy amin’ny CUA sy ny PDS. Avelao inan’ny maloton’ny eo.
Ka izy tsy te ho tratra farany eo ko !