Tabraka dans Jirama : “les discussions sont en cours”: ““distributions de petites mallettes”. Avec l’inflation, les malettes sont dépassées, on raisonne maintenant en “gony”” 10/07/2025 à 21:07
Nifin'Akoho dans Ambohimalaza : singa mahery vaika: “K : Potassium Na : Sodium Ba : Barium Ca : Calcium Fe : Fer SMV : Sipa Ma… V…” 10/07/2025 à 20:51
Rafangy dans Ambohimalaza : singa mahery vaika: “Mamerina ny eritreritro aho: nahoana moa no nasain’ilay tompopety nitondra namana izay tsy fantany akory ireo nasainy? Na ny jo…” 10/07/2025 à 20:17
Hary dans Ok super, et après ?: “On verra un métis qui va étrangement ressembler à ces 2 là dans quelques années.” 10/07/2025 à 20:13
Nifin'Akoho dans Sainte Marie : un Conseil des Ministres: “Inona zany le tanjona ? Sa izay misy fitokanana no isafidianana lay toerana ? Sa tsy ampy fialam-boly ? Fandaniam-bola…” 10/07/2025 à 18:46
Nifin'Akoho dans Jirama : “les discussions sont en cours”: “Tsisy tsy vitan’ny fifampiresahana hono e. Fa raha ny resaka tsy mbola nampandroso teto.” 10/07/2025 à 18:34
Hahaha otrany hoe androany vao namoaka siramamy ny malagasy
Efa tena misy voa araka ny fiteny fahiny mihitsy marina. Rehefa kelikely dia na ny vilany aza ho lokoina loranjy koa angamba.
Efa orange ngabany ny caleçon -any dé ny any mialy rose fushia ny SG/slip.
Mdrr
dia rehefa en pleine action dia hoe “Oh ouii merci Prezida” ve ?
Ny tsena mora efa ela no miloko oranzy
https://www.facebook.com/photo/?fbid=301248604710732&set=a.246003130235280
c’est sur que ça n’a pas éte produit ailleurs et mis en sacs ici? parce que cette usine a été deja inaugurée par edgard avec d il y a quelques mois