Une manière pour le gouvernement de combat de montrer qu’il est sur le terrain et qu’il se préoccupe des difficultés de la population.
Euh oui d’accord mais en attendant, chez mon épicier le riz est toujours à 2 400 – 2 500 ar le kilo, avec le kapoaka à près de 700 ar.
Sans parler des autres PPN, légumes, etc.
Concrètement, que fait-on monsieur le Premier ministre ? Et que proposent vos autres Ministres ? Que proposent les Ministres du Commerce, de la Population et tous les autres concernés ?
Et sinon les petites vacances japonaises se passent bien ?
Je te promets disait Johnny
A propos, Johnny Haliday est décédé. C’était l’idole de mon père
De mes parents aussi. On a tous quelque chose de Johnny comme dirait l’autre.
quelque chose de Tennessee?
l’idole de jeunes! enfin, à l’époque 🙂
que des sekoseko des babakoto
Dia nanao inona teny lery ? Angaha moa tsy libéralisé ny varotra eto amintsika ? Sao dia ohatran’ilay mpaka température eny amin’ny banky. Nanontaniako hoe dia atao inona rehefa azo ilay température ? Tsy hitany izay holazaina.
Angamba i OMS mba te hanao défi an’ilay cow boy nanadio tatatra iny ?
Nijerijery ny vidin-entana teny hono
mampiomehy ilay governementa e: nilaza ramatoabe ministry ny mponina fa handefa mpanaramaso sy mpitsirika ny vidimbary eny amin’ny tsena rehetra eny rehefa avy nizara vary tsy mahavita indray andro amin’ny olona nofantenana!
fa angaha anjara andraikitry ny ministeran’ny mponina ny mikasika ny vidin’entana? sa efa ho voapitika koa ilay ministry nyvarotra? dia rahampitso iznay isika, hahita ny ministry ny fitsarana hanaramaso ny fahasalaman’ny fiompiana ?
mety misy sahy manompa à haute voix ve zao i mahatezitra (tsy haiko aloha raha misy faly @iny zao e)? mety tsy hain’ny olona eny akory aza oe iny no praiministra raha mandeha irery tsisy ouin ouin ouin iny. afangaronzalah am.dokera
tsy misy mpibata entana bekibobe ohatran’iny izany eny e! raha hoe hanao baolina indray dia ampikotranindry zalahy iny dia tsy tapitra akory ny 10mn dia efa miraraka ny lelany!
Hainareo ve fa teraka 21 juin 1964 i OMS ? Iny anti-dahy iny ve dia teraka 64 ? Sa le meilleur jugement supplétif commence par soi même ?
Handeha hanao entrainement Rugby @ TAM Anosibe?
I Elman teny Isotry, i PM eny Anosibe e!
Irevirevy thb etsy Andavamamba @ farany zay mtsam
tsy azo ampitoviana fa ny iray nampafantatra ny zavamisy eto amintsika tamin’ny niantsenany, ny iray mitady haka ny fon’ny olona, fa mihevitra ny olona manadino ny pinponpinpon rehefa fitohanambe iny eny Ampasika sy Ambohibao
Olivier mahatezitra… Mba tsy hanaovana ssp
ça le change un peu de l’habituelle descente aux enfers … ou pas.