Euh oui formidable
.. mais sans eau, sans pluies, sans barrages, sans retenues d’eau, sans irrigation, sans tracteur ?
Juste avec l’angady, la b*** et le couteau ? 🤣
Mais c’est déjà un bon début, il aura fallut 17 ans pour s’apercevoir de l’importance de la chose, c’est déjà ça de gagné.
Comme disait la célèbre citation : « certaines personnes comprennent vite… mais il faut leur expliquer longtemps«
Any zay DAM é
pour produire ces 1 000 000 de t de paddy, il faut au minimum, chez nous, 200 000ha, et est ce qu’il y a deja un debut de labour de ces 200 000ha?car la durée de riziculture est de 6 mois et ce avec de l’eau, dans la region d’Anjozorobe, il y des vastes etendues qui ne demandent qu’à etre cultivées, mais nouzalon prefere importer 20 bateaux de riz
Dia afaka 2 taona vao vokatra?
Firy taonina amin’ny vary fotsy zany ? Mino aho fa ny vary am gony zaraina amin’ny olona io tsy vary akotry. Rehefa ho tonga ny varin’i japan dia vary fotsy koa no tonga eo. Rehefa miresaka izany dia ilay vary fotsy amin’ny taonina no lazaina satria ny apombo ho an’ny biby.
.
Tsy nisy namboly katsaka ka nolanjaina hatramin’ny kolakolany. Lojika no resaka eto fa tsy filam-baniny.
.
Firy taonina amin’ny vary fotsy no tena mahaampy ny gasy amin’ny taona iray ? Izay no apetraka tanjona fa tsy ny taonin’ny vary akotry izay tsy fantatrao koa raha anjary am ty rano tsy misy.
.
RN7 iny zao mbola maro no tsy nanetsa. Avelao inan’IEM tsara e. Ty vao tena fairanon-janahary.