Dia mbola hinono (ary tena mitroka be mihitsy an) ao amin’ny CNaPS izany hatramin’ny Septembre ilay Vazaha lany mofo tsy misy atao iny? anefa ny taratasy anaovana Accusé de réception de dossier aza efa 1/16 ny taratasy A4 sisa ny Billetin pension anay Be antitra moa dia izay manana adresse mail ihany sisa no mahazo izany.
Fin Septembre, si je ne me trompe, ce sera la fin des rencontres qualificatives. Donc, si les Bareas sont qualifiés, il partira avec les honneurs, mais si élimination il y a, ça ne changera rien pour lui puisqu’ il est déjà en partance. Un peu le pile je gagne, face tu perds. 🙂
Miserana dans Oui oui salama daholo ee: “Re bonne chance daholo ee alors. Nouzavon besoin de 4 autres mandats pour les 400 km restant.” 17/05/2025 à 14:22
Nifin'Akoho dans Démographie : fimailo tsinjo … sa tosika kapoty ?: “Tsy nahasakana ny aretina sy ny zaza ateraka ny fimailo sy ny tetik’asa mikasika ny fananahana. . Na ferana ary…” 17/05/2025 à 12:47
Nifin'Akoho dans Oui oui salama daholo ee: “Mandritry ny fitrandrahana ny base toliara dia toy izao no ataon’izy mivady any ambony fiara : . “Mararirary daholo ô.…” 17/05/2025 à 12:20
Nifin'Akoho dans “Ceux qui critiquent sont les ennemis de la Nation”: “Mivadika ati-doha. Tsisy demokrasia no dikan’ny zany. Ny fahavalo dia gadraina na vonoina. Io no efa nataony teo hatrizay.” 17/05/2025 à 12:13
Dia mbola hinono (ary tena mitroka be mihitsy an) ao amin’ny CNaPS izany hatramin’ny Septembre ilay Vazaha lany mofo tsy misy atao iny? anefa ny taratasy anaovana Accusé de réception de dossier aza efa 1/16 ny taratasy A4 sisa ny Billetin pension anay Be antitra moa dia izay manana adresse mail ihany sisa no mahazo izany.
Toi comprendras plus tard.
Amin’ny septembre angamba efa tsy eo intsony Ny Champion amin’ny “Cas raté”?
aaah.. et il veut pas être tratra farany le Dupuis… pas folle la guêpe lol