Que ne ferait-on pas pour garder un siège qui craque de partout !
Nifin'Akoho
11 mois il y a
Mamoha fota-mandry no tena marina. Ity loza ity no mampiseho ny tsy fisian’ny zava-mandeha eto amin’ny firenena amin’ny lafiny rehetra. Lay teleferika ary lasa idinana amin’ny tady indray. Mbola amerenako eto fa hevitr’i Tarzan ny nanaovana an’io.
Raha nanao gâteau ny fitondrana dia io teleferika io no cerise. Io no ataony voalohany. Ny lafarinina, atody sy ny namany tsy novidiany akory. Izay mianakavy ihany no nanao selfie moa no filazany azy. Sa tamin’ny ity vao niara-naka sary tamin’ny zaza tsy manankialofana ? Mampanao ny tsy fanao tsy fahefana ty.
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Que ne ferait-on pas pour garder un siège qui craque de partout !
Mamoha fota-mandry no tena marina. Ity loza ity no mampiseho ny tsy fisian’ny zava-mandeha eto amin’ny firenena amin’ny lafiny rehetra. Lay teleferika ary lasa idinana amin’ny tady indray. Mbola amerenako eto fa hevitr’i Tarzan ny nanaovana an’io.
Raha nanao gâteau ny fitondrana dia io teleferika io no cerise. Io no ataony voalohany. Ny lafarinina, atody sy ny namany tsy novidiany akory. Izay mianakavy ihany no nanao selfie moa no filazany azy. Sa tamin’ny ity vao niara-naka sary tamin’ny zaza tsy manankialofana ? Mampanao ny tsy fanao tsy fahefana ty.
Mpihantsara velatsihy 🙁
https://youtu.be/9lIgeu9hyVk?si=coiv6gOHLG9tHPyv