Déclaration nouzalonesque ? Euh non Cédric n’a plus le temps d’assister à ces commémorations, sa vie trépidante l’amène aux 4 coins du monde, de Suisse à Dubaï.
le capitaine a ete assassiné par son adjoint et copain, pour le colonel et se 2 gardes de corps, on ne sait pas toujours ni le(s) commanditaire(s) ni le(s) auteurs, et est ce qu’un jour on le saura?
Documentaire de tres mauvaise qualite pour une mission de plus d’une heure. Il y a beaucoup d’incoherence et de “hakamoana” dans la realisation quand on presente Joel Rakotomalala pour Brechard Rajaonarison (il y a un autre flop du meme genre). Apres cinquante ans, il y a quand meme moyen de rassembler des faits avec des temoins encore vivants qui acceptent de parler de 1972, du referendum, des tensions dans le gouvernement, de la restauration du Fokonolona, des revendications de Brechard Rajaonarison. C’est difficile de comprendre la tragedie du 11 fevrier 1975 en ne parlant que de ce qui s’est passe ce jour la.
Nifin'Akoho
9 mois il y a
Fa raha nitondra naharitra teo tokoa moa izy dia aiza ho aiza i Madagasikara. Maty izy dia lasa tononona daholo zao zavatra tsara tsy vita zao. Rehefa tsy aseo ny marina dia aleo handry ampiadanana izy fa tsy io foana no dilirinareo mianakavy isan-taona zao. Ny iafaran’io hisy doany eo amin’io tsangambato io. Ataovy ihany.
.
Ary ny tena loza dia ny fanindraindrana azy tahak’io no mampidingindrambo ny be baoty sasany mitovy aminy.
.
Amiko tsy mila olona mitambasy intsony hitondra an’i Madagasikara. Na ny fiverenan’ny fahaleovantena ary tsy nahenoana basy iray akory nipoaka teo.
.
Vokatry ny nataon’ireo ihany koa ny mbola mampahantra ny gasy am zao. Ny basy saika arefotra tetsy am falda Antanimena, ny tafondro napoaka nanitsy an’Iavoloha… Avilindry zalah any amin’ny tsy izy ny vavam-basy. Izao no vokany. Aza mifampiatsara ivelatsihy.
“…Ary ny tena loza dia ny fanindraindrana azy tahak’io no mampidingindrambo ny be baoty sasany mitovy aminy…. amiko indray ny fanindraindrana an’i kolonely dia havendranan’izay manindraindra azy satria mampiseho fa ny taty aorinany dia vatana tsy misy saina handinika sy hiritreritra intsony
RAZO dans Renforcement de la malgachisation de l’enseignement: “J’ai vu beaucoup d’élèves perdus dans les matières scientifiques lors de la malgachisation de Ratsiraka. Il n’y a avait aucun…” 19/11/2025 à 00:13
elman dans Renforcement de la malgachisation de l’enseignement: “J’aurais effectivement tendance à penser que la langue n’est qu’un arbre qui veut cacher la forêt des vrais problèmes. Des…” 18/11/2025 à 22:51
The Man dans Et à quand la grande enquête sur Air Madagascar ?: “L’ancien PM du régime Rajaonarimampianina, le dernier je crois, est apparemment impliqué dans l’une des affaires louches qui ont secoué…” 18/11/2025 à 20:35
j’ai vu hier un reportage/témoignages/révélations à la tv+ concernant ce 11 fév
Son destin est semblable à celui du capitaine Thomas Sankara.
2 vrais patriotes assassinés.
l’autre capitaine bokonabe là devrait se méfier aussi
le capitaine a ete assassiné par son adjoint et copain, pour le colonel et se 2 gardes de corps, on ne sait pas toujours ni le(s) commanditaire(s) ni le(s) auteurs, et est ce qu’un jour on le saura?
Réveillez moi ce jour là
Mety tsy ifoha tsony ianao amiraly raha izany no endrasanao
Documentaire de tres mauvaise qualite pour une mission de plus d’une heure. Il y a beaucoup d’incoherence et de “hakamoana” dans la realisation quand on presente Joel Rakotomalala pour Brechard Rajaonarison (il y a un autre flop du meme genre). Apres cinquante ans, il y a quand meme moyen de rassembler des faits avec des temoins encore vivants qui acceptent de parler de 1972, du referendum, des tensions dans le gouvernement, de la restauration du Fokonolona, des revendications de Brechard Rajaonarison. C’est difficile de comprendre la tragedie du 11 fevrier 1975 en ne parlant que de ce qui s’est passe ce jour la.
Fa raha nitondra naharitra teo tokoa moa izy dia aiza ho aiza i Madagasikara. Maty izy dia lasa tononona daholo zao zavatra tsara tsy vita zao. Rehefa tsy aseo ny marina dia aleo handry ampiadanana izy fa tsy io foana no dilirinareo mianakavy isan-taona zao. Ny iafaran’io hisy doany eo amin’io tsangambato io. Ataovy ihany.
.
Ary ny tena loza dia ny fanindraindrana azy tahak’io no mampidingindrambo ny be baoty sasany mitovy aminy.
.
Amiko tsy mila olona mitambasy intsony hitondra an’i Madagasikara. Na ny fiverenan’ny fahaleovantena ary tsy nahenoana basy iray akory nipoaka teo.
.
Vokatry ny nataon’ireo ihany koa ny mbola mampahantra ny gasy am zao. Ny basy saika arefotra tetsy am falda Antanimena, ny tafondro napoaka nanitsy an’Iavoloha… Avilindry zalah any amin’ny tsy izy ny vavam-basy. Izao no vokany. Aza mifampiatsara ivelatsihy.
“…Ary ny tena loza dia ny fanindraindrana azy tahak’io no mampidingindrambo ny be baoty sasany mitovy aminy….
amiko indray ny fanindraindrana an’i kolonely dia havendranan’izay manindraindra azy satria mampiseho fa ny taty aorinany dia vatana tsy misy saina handinika sy hiritreritra intsony