@mclient, moi j ai comme l impression que le marco fait tout pour que l emmoreg l arrete!je ne saisis pas son idee, mais on dirait qu il provoque l emmoreg sans avoir l air de le faire, et betes comme ils sont, les lalimanga foncent tete baissee dans le piege!
@Rafangy, je pense plutôt que c’est du pain béni pour le HVM cette histoire. Toute l’attention est attirée vers ce conflit direct TIM vs HVM (forces de l’ordre). Tous les autres dossiers sont oubliés (grèves du SMM, des douaniers, du Seces …) et notamment l’affaire Mama sôsy qui implique fortement le chef du gouvernement.
moi, j’ai très bien saisi où il veut en venir! … effectivement, avec ces événements, les robinets qui commençaient à s’ouvrir timidement vont se refermer aussitôt, … plongeant encore plus profond dans le marigot le régime foza2!
rivokely
8 années il y a
Tokony hamory olona koa ny HVM raha mahazo ohatran’ireo andrany ireo e! mahazo manakarama sy mampiasa vola arak’izay tiany ry zareo amin’izany!
@rivokely, nitokana ny rocadei mampiesona dia tsy niantso vahoaka fa olona efa voavidy sy voafidy no tonga teny, nitokana ny sekoly tao andrefan ambohijanahary sy ny famakiamboky tao antanibarinandriana izy dia ny mpampianatra sy ny mpiasan y ministeran ny fampianarana no notereny hitondra olona, nankalaza ny fiverenanan ny fahaleovantena izy dia noterendrazafimanatsoa mirana ny lehiben ny fokotany teto amin ny boriboritany voalohany samy hitondra olona 75 avy, niampy ny vola sy sakafo nampanantenaina anireo olona ireo, fa samy nahita isika rehetra fa tsy feno anie i imahamasina e!
ka na hizara ny vola 20 000 vaovao aza ny lalimanga, raisin ny olona ny vola fa tsy hisy hakeny izany
@rivokely, vao hivoaka ve ny vola vaovao dia efa avoaka koa ny sandoka?
dadazaka
8 années il y a
sady tena olon-tsotra “mpifidy” fa tsy voavidy
raossy
8 années il y a
rivomainty sefobe an’ny lalimanga zany no tena mampiseho sandry eto @ tanàna an; hoy claudine izay hoe ” izahay zao no eto @ pouvoir …. ka mifampanao mihinan’ny amaniny eto..
Nifin'Akoho dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “Na i Trump na tsy i Trump efa io mihitsy lay hoe Amerikana. Atao inona moa ny anamboarana fitaovam-piadiana raha…” 03/04/2026 à 11:23
Nifin'Akoho dans Ah des projets d’assassinat maintenant ?: “An’i zanak’anabaviko ny tanàna e. Tetiteteo fa ratsy fanahy, mihinana ny fihinanay dia vonoy ataovy minan’ny fatiny. Raha maty tokoa…” 03/04/2026 à 11:04
Tsotsy dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “Affaire EpsteinFin du petro-dollar (fin de la protection des pays du golfe)La court federal a annule le fameux droit de…” 03/04/2026 à 10:08
Rasolo dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “hatraty Madagasikara io mitady hatoritory io ram’s a ! Mila manara-baovao tsara ra-Jackson sinon on va tous y rester !…” 03/04/2026 à 09:53
Tianabloo dans Madagascar : vous y croyez ve ?: “L’usage du concept de “patrie” interroge, tant il entre en contradiction avec les racines matriarcales profondes de Madagascar. Mais le…” 03/04/2026 à 09:43
Rakotovelo dans Des tanks russes pour Madagascar: “Spécificité malgache ! J’ai l’impression que la sortie de l’auberge sera repoussée au Saint-Glin Glin !” 02/04/2026 à 16:32
petakaman dans “Les lubies de l’ancien Président”: “laaaaaaaaaaaa hooonte! mahamenatra a! Ses bêtises m’ont tellement traumatisé que j’interdis à mes enfants de faire le mikiky disc DJ,…” 02/04/2026 à 15:33
elman dans “Les lubies de l’ancien Président”: “pour être exhaustif sur le sujet, il a bien emprunté 150 millions pour son téléphérique. Et près de 50 millions…” 02/04/2026 à 14:22
Hary dans “Les lubies de l’ancien Président”: “Avec 150 millions d’euros, Rajoelina aurait du construire un barrage hydroélectrique. Dans ce cas , l’Etat malgache aurait été le…” 02/04/2026 à 13:33
Hary dans Des tanks russes pour Madagascar: “Il y a quelques années, Ravalomanana voulait déjà faire ce que Traore fait aujourd’hui. Madagascar serait devenu le grenier de…” 02/04/2026 à 13:28
la suite: destruction du portail à Faravohitra, enlèvement et “déportation” vers l’amirauté?
@mclient, moi j ai comme l impression que le marco fait tout pour que l emmoreg l arrete!je ne saisis pas son idee, mais on dirait qu il provoque l emmoreg sans avoir l air de le faire, et betes comme ils sont, les lalimanga foncent tete baissee dans le piege!
@Rafangy, c’est assez subtil mais attendons la suite.
@Rafangy, je pense plutôt que c’est du pain béni pour le HVM cette histoire. Toute l’attention est attirée vers ce conflit direct TIM vs HVM (forces de l’ordre). Tous les autres dossiers sont oubliés (grèves du SMM, des douaniers, du Seces …) et notamment l’affaire Mama sôsy qui implique fortement le chef du gouvernement.
@Rafangy,