izay anie oa e !
tsisy rano = tapaka ny jiro;
be rano = tapaka ny jiro;
omena vola fanampiana mitafotafo isaky izay mahatsiaro = tapaka ny jiro;
manana carburants = tapaka ny jiro;
manao réquisition = tapaka ny jiro;
tsy ampy carburants = tapaka ny jiro;
nidina ny vidin’ny carburants = tapaka ny jiro
tonga ny cyclone = tapaka ny jiro
Ravageurs des bâtisseurs
ou grands bâtisseurs de ravageurs.
izay anie oa e !
tsisy rano = tapaka ny jiro;
be rano = tapaka ny jiro;
omena vola fanampiana mitafotafo isaky izay mahatsiaro = tapaka ny jiro;
manana carburants = tapaka ny jiro;
manao réquisition = tapaka ny jiro;
tsy ampy carburants = tapaka ny jiro;
nidina ny vidin’ny carburants = tapaka ny jiro
tonga ny cyclone = tapaka ny jiro
ny anay, androany fotsiny : (izay teo alohany, efa omaly) 00h00/05h15 + 06h00/09h00 + 10h00/11h45 + 12h00/13h05
any izay i lala sy noro eee …