Oui oui on connaît la réponse, comme d’habitude 🤣
Et sinon bah la sosopourisation pro max continue donc de plus belle, ici hier soir sur la rocade.
… ou encore par ici, où la bonbonne a subi la vindicte populaire 🤣
Et on apprend il y a quelques minutes l’explosion d’un transformateur.
Prezida ô, sao dia tokony mbola midina ifotony kely ô ? 🤣
T*y be ry zoky fa tapaka ny jiro taty amin’ny misy anay nanomboka tamin’ny 9 maraina teo ,nefa ny ankiziko manao service traiteur ana mariazy (pour arrondir la fin de mois d’une fonctionnaire des Finances 😉 ),adin’ny 3 hono io farafalikamatiny,voatery nindrana groupe tao amin’ilay espace ,ny tombony Kely indray no lasa nanofana an’ilay izy ,graavy
ces temps ci j’éviterai de bouffer la mayonnaise et les fruits de mer au pays endémique lol
Mais c’est tout le contenu du congelo qui est avarie
je pense qu’au moment où nous parlons il n’y a plus grand monde qui utilise de frigidaire congélateur. Euh du coup comment ils font aussi les carrefour, U et autres Leader ? Groupes en permanence ? Kay
O ry zandry a,mba ataovy ao anaty tetibola ny fividianana groupe tsaratsara fa ny manofa anie ka mampiongotra ny volo rehetra e!resakeyotra toy ny faheno hatrizay ny hoe hanome 300 000 000ar isanandro hividianana solika,fa ny azo antoka aloha dia nivoaka tokoa fa ny solika no nanjavona
300 000 000ar isanandro hividianana solika,fa ny azo antoka aloha dia nivoaka tokoa fa ny solika no nanjavona.Sao dia efa lasa vary tsinjo ( efa nisy nizara), ny
fifidiananafividianana olona mantsy efa akaikyKoa efa hoe Nouzalon, Nouzalon fa tsy hoe Nouzavon , Nouzavon . Ianareo ve tsy mahatadidy é? Moi à Ambatobe il y a ce qu’il faut alos de quoi se plaint le peuple qui m’adore depuis 15 ans , bientôt 20 ?
Mody halahelo sy tezitra indray i nouzalon #ireo bonbone potika ireo hoe volambahozka,nefa zo anzty mibitaka ihany hor ho faly indray ny akma fa hahazo tsena
O ry jiramaty a,fa nahoana no Andrkalrka dy Tana sud foana no ataonareo fialana e? Angaha tsy hoe mangarahara ny fitantanana ao @ jirama sady tany tandalana ny eto dia lazaina tsotra hoe tsy misy ny solika hampandehanana ireo milina dia izay?