Waouh ! C’est chaud dites donc. Jusqu’à 6000 ar dans quelques régions du nord, c’est tout simplement effroyable.
Cette année, comme je n’ai pas envie d’acheter des bidons à 220 000 ar, j’ai préféré bazarder mon riz et utiliser le pognon pour autre chose.
Ceci étant, avec la Covid19 et l’écroulement de l’économie, cette inflation était prévisible. Surtout quand on ne produit pas grand chose et que l’on importe à tour de bras… même le riz.
Je me souviens l’année dernière d’une petite note du Ministère des Finances indiquant que la situation économique ne reviendra pas à la normale avant 3 ou 4 ans.
Euh oui, à condition que cette pandémie s’arrête. Et avec moins de 200 000 vaccinés, et encore uniquement la 1ère dose, sur une population de 27 000 000 d’habitants, c’est pas gagné.
Dia samy hihinan’ny tadi-kirarony daholo ihany e.
dia hamoaka fanambarana indray ry ragova milay isany fa fady izany fa fanelezana vaovao tsy marina
Ny an-dragova fadin-drazana ny mihinana tadin-kiraro, fa ny mahita mahantra mihinana anaty dabam-pako kosa tsy mampihontsona azy
Amiko manokana tsy nila niandry resaka hoditr’omby sy tadikiraro ary kapakapa vao mirongatra daholo ny havia sy ny havanana. Tsy mila makany Androy akory i Borgia fa eraky ny daba-pako rehetra eny dia feno olona mitsindroka fako. Qui dit fako dit détritus, excréments humains et animaux mifangaro ao, mety mbola nadio kokoa indray aza ilay hoditr’omby tany atsimo. Et ça a commencé depuis les années 80. Na ny 1991, na ny 2002, ny 2009, 2018 tsy nisy na iray aza nanova na nampihena an’io zavatra io fa nitombo fehizay.
Ka efa lasa “standard Malagasy” ilay fahantrana.
Tamin’ izahay mbola tany Madagasikara tamin’ny taona 1990 – 1996 dia hoatrany hoe “normal” raha mahita an’ireo 4 mi ireo.
Fa rehefa tena mipetraka aty Ivelany vo tena “tonga saina” hoe enjana ny fahantrana ny vahoaka Malagasy ary mila mitady vahaolana.
Ha ha ha
non,vous faites erreur, il y a y zero de trop et c’est le prix du kapoaka diront ceux qui remplacent le pq du mamimbahoaka avec leur langue
mais c’est dégueulasse 😯
Les lèche-truc ?
car vouz aimez en lécher?
Sans façon merci !
le riz “de luxe”
2800 ar le kg chez “supermarche.mg”
2200 ar le kilo dans ma province