“sceller un pacte avec le diable mafia, eh ben, afaka haninona eo ?” c’est bien cela soit l’argent soit une balle, et lui, il a preferé l’argent et se terre dans son coin
Dia ahagaga ve fa raha misy fitsimbadikin’ny toe-draharaha ka hiroso amin’ny resaka fitantanana sahala amin’ny hoe “gouvernement de salut national” dia mbola io ihany ny ho voatendry eo. Pablo un jour, Pablo pour toujours.
Rafangy
6 mois il y a
pm ny anarana isalorany fa tsy misy zavatra tapahiny izany, i BM sy Baomba no efa niteny nandritra ny filankevitry ny governemanta hono hoe izahay tsy mandray baiko avy aminao, dia aleony izany mangina sady mihinana, mety diso fitetika koa izy tamin’ny fanendrena azy tamin’ny 2018 kay zavatra hafa no miseho
fa ny lalampanorenana(tsy ampiasaina) dia milaza mazava fa ny pm no tomponandraikitra volohany amin’ny filaminana anatiny
Rafangy dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “en 1978, quand la sosoporisation commençait à prendre de l’ampleur, Deba a inventé divers faux problèmes pour detourner l’attention populaire:ce…” 16/04/2026 à 09:34
Coco dans Dis Gemini, c’est quoi faire de la politique ?: “où en sont Madagougou et les Malgaches par rapport à toutes ces belles définitions … théoriques ? La petite blague qui circule…” 16/04/2026 à 05:34
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
izay ilay noteneniko atsy @ commentaire-ko atsy hoe : si le prm ne dissout pas le gouvernement maintenant, manao zipo izy izany
vakiana fotsiny hoy ny fiteny izay. sceller un pacte avec le diable mafia, eh ben, afaka haninona eo ?
“sceller un pacte avec le diable mafia, eh ben, afaka haninona eo ?” c’est bien cela soit l’argent soit une balle, et lui, il a preferé l’argent et se terre dans son coin
Dia ahagaga ve fa raha misy fitsimbadikin’ny toe-draharaha ka hiroso amin’ny resaka fitantanana sahala amin’ny hoe “gouvernement de salut national” dia mbola io ihany ny ho voatendry eo. Pablo un jour, Pablo pour toujours.
pm ny anarana isalorany fa tsy misy zavatra tapahiny izany, i BM sy Baomba no efa niteny nandritra ny filankevitry ny governemanta hono hoe izahay tsy mandray baiko avy aminao, dia aleony izany mangina sady mihinana, mety diso fitetika koa izy tamin’ny fanendrena azy tamin’ny 2018 kay zavatra hafa no miseho
fa ny lalampanorenana(tsy ampiasaina) dia milaza mazava fa ny pm no tomponandraikitra volohany amin’ny filaminana anatiny
Pour vivre heureux, vivez cacher.
ahoana izany ilay deputé maty tokoa, accident ve?