Efa hatrany amin’ny 7 miandalana io ry namana. 7 taona ihany no omena ny mpitondra 1. Tsy azo avaozina. Misy rafitra sy programa apetraka dia ho an’ny 25 taona ho avy (azo avaozina). Izay mpitondra hifandimby dia manaraka an’io rafitra sy programa io no ho ataony. Tsisy mijanona ela eo am’izay. Izay mikiribiby dia ahita andrabiby. Misy farany daholo ny zava-drehetra.
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
moi j’ai eu les GJ, j’ai failli en €cras€r un