Quoi, encore des rafalés en zone rouge ?
Non, morts .. de faim, tout simplement.
En 2022, il y a donc encore des gens qui meurent de faim dans le monde.
… et d’autres qui n’arrivent pas à vider leur frigo 😯
Sinon il y a quelque chose qui m’intrigue quand même
Oui, ils ne sont pas très loin de la mer, pourquoi ils ne se barrent pas ? Vous savez la mer, les pirogues, les filets… les poissons ?
Dia andeha hitsaoka aiza ?
io Manakara mivandravandra be sur la carte
Mialatsiny fa ilay Ikongo noheveriko fa tsy lavitry ny ranomasina , dia noheveriko fa hoe mila miala ao dago e 🙂
ah non non ka : miala ao Ikongo dia mandeha any Manakara, dia any manjono dia amzay tsy maty ny hanohanana
Ok ! misaotra @ fanazavana
Tsy zatra an’izany ‘zahay ram’s a.
Sady iza ‘ndray no hiandry ny tanàna raha ho any ‘zahay?
Aleo amin’izao fa manahirana be ka.
aleo zany maty
C’est le choix qu’ils ont fait.
Dia zay zany koa