Le riz qui dépasse les 2 000 ar le kilo, ou plus anecdotiquement le kilo de saucisse qui passe de 10 000 à 12 000 ar, les fêtes de fin d’année risquent d’être rudes !
On ne sait pas pourquoi ça augmente comme ça mais ça augmente.
ça s’appelle l’inflation, et ce n’est pas une surprise, c’était à prévoir tôt ou tard, avec l’émission massive de nouveaux billets de banque. A ce jour, le cours de l’euro est à 3665.5 MGA, ce cours va encore monter, le coût de la vie va encore monter, le pouvoir d’achat s’écrouler encore plus.
Araka ny hevitro, mbola tsy dia mety amintsika ny lalàna ny tolotra sy ny tinady. Isika samy isika ihany no mifampihinana eto. Ireto no tokony hataon’ny mpitondra raha ny hevitro:
– Tsy maintsy apetaka ny vidin javatra isaky ny mpivarotra; ny filoha teo aloha Ravalomanana toa efa nanao anio
– Tsy azo atao ny mivarotra ny entana mihoatra ny 2 avo heny ny masokarena: ohatra nandeha taxi aho Fasan’ ny karana –> Ankadindratombo( lalana eo @ 6Km eo ho eo) dia 12 000 Ar: raha consommation 7L /100 = 3.5L /50 = 1.75L/25 = 0.875L / 12,5Km . Izany hoe essence 1 litre latsaka ahafahany manao aller retour. Tokony 7000 Ar any zany io course io, nefa tsy hahita an izany mihitsy ianao eto Tana. Nefa raha atao prix rariny dia ho betsaka ny mpandeha.
– Ohatra hafa koa, ratsy sady manjombona ny andro, eo @ 2 andro eo. Tonga dia miakatra ny vidimbary, sns
sotasota
8 années il y a
fa iza moa no manao sy milalao spéculation ao @ tanàna. Ny olona tiantsika sy tsy mitovy amintsika ihany no manao an’ireny, sady ampilalaoviny h@ firenena sy kitihana h@ fanahy mahamalagasy.
Tu me tiens, je te tiens. Ikotofetsy sy Imahaka. Angadin’ondry sy reniakoho, izay mananda no resy. Izay tsy matin’ny pesta maty noana. Un bateau ivre. On fait venir un amiral ?
Dede
8 années il y a
Rehefa nanao ny silo à riz moa i Ravalo ialana amin’izao dia lazaina fa monopolisena eh, nefa faly ery nividy ny vary mora satria contrôlé daholo ny famoahana azy. Tena sarotra ampiana sy ihainana isika Malagasy ka mba san***
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
ça s’appelle l’inflation, et ce n’est pas une surprise, c’était à prévoir tôt ou tard, avec l’émission massive de nouveaux billets de banque. A ce jour, le cours de l’euro est à 3665.5 MGA, ce cours va encore monter, le coût de la vie va encore monter, le pouvoir d’achat s’écrouler encore plus.
3672.4 MGA
Les gars qui importe 200.000 t de riz sont donc de vrais nababs. Alors shériff Chabani, on dégaine ?
“shériff Chabani” 🙂
Fandresena tanteraka ho an’ny tolona natao ny ahy manokana aloha zao efa mirona mankany amin’ny katsaka ny fototsakafo
Araka ny hevitro, mbola tsy dia mety amintsika ny lalàna ny tolotra sy ny tinady. Isika samy isika ihany no mifampihinana eto. Ireto no tokony hataon’ny mpitondra raha ny hevitro:
– Tsy maintsy apetaka ny vidin javatra isaky ny mpivarotra; ny filoha teo aloha Ravalomanana toa efa nanao anio
– Tsy azo atao ny mivarotra ny entana mihoatra ny 2 avo heny ny masokarena: ohatra nandeha taxi aho Fasan’ ny karana –> Ankadindratombo( lalana eo @ 6Km eo ho eo) dia 12 000 Ar: raha consommation 7L /100 = 3.5L /50 = 1.75L/25 = 0.875L / 12,5Km . Izany hoe essence 1 litre latsaka ahafahany manao aller retour. Tokony 7000 Ar any zany io course io, nefa tsy hahita an izany mihitsy ianao eto Tana. Nefa raha atao prix rariny dia ho betsaka ny mpandeha.
– Ohatra hafa koa, ratsy sady manjombona ny andro, eo @ 2 andro eo. Tonga dia miakatra ny vidimbary, sns
fa iza moa no manao sy milalao spéculation ao @ tanàna. Ny olona tiantsika sy tsy mitovy amintsika ihany no manao an’ireny, sady ampilalaoviny h@ firenena sy kitihana h@ fanahy mahamalagasy.
Tu me tiens, je te tiens. Ikotofetsy sy Imahaka. Angadin’ondry sy reniakoho, izay mananda no resy. Izay tsy matin’ny pesta maty noana. Un bateau ivre. On fait venir un amiral ?
Rehefa nanao ny silo à riz moa i Ravalo ialana amin’izao dia lazaina fa monopolisena eh, nefa faly ery nividy ny vary mora satria contrôlé daholo ny famoahana azy. Tena sarotra ampiana sy ihainana isika Malagasy ka mba san***
Oh purée, tout a vraiment augmenté là 😯 Riz, PPN, viande, etc !
Même le prix d’un euro a donc augmenté lui aussi?
Les vahaza vont donc acheter pour moins cher?
C’est pas juste… 🙁
Rien n’est juste dans ce pays madame
na ny akondro aza nisondrotra ny kilao