iny ”fanolorana” iny eo ihany, fa ity kabary ity ohatry ny nandalo tsy nisy naheno ve ? :”… io ny antsika : andriana, tanora mavitrika sady bôgôsy ary MORA AMIDY…”
marina fa natao hitenenana ny micro, fa ilay ”mora amidy” tena tsy mazava, dans tous les sens du terme
Rafangy dans C’est compliqué de prendre des conseillers érudits ?: “le siramamy gasy, les charettes,les briqueteries artisanales, l’armée hova, etc, etc c’etaient des conseillers etrangers” 21/05/2026 à 16:50
iny ”fanolorana” iny eo ihany, fa ity kabary ity ohatry ny nandalo tsy nisy naheno ve ? :”… io ny antsika : andriana, tanora mavitrika sady bôgôsy ary MORA AMIDY…”
marina fa natao hitenenana ny micro, fa ilay ”mora amidy” tena tsy mazava, dans tous les sens du terme
Voavaly ihany izany ilay fanontaniana hoe iza ilay omby nolazain’i pasitera 😛