Évidement et comme tous les ans, ça ne rate pas à Besarety.
Ah la la les bas quartiers. Evitez d’y habiter autant que possible, comme ça vous ne recevrez pas toute la flotte (et tout le caca) venant des “hauts” quartiers.
Nipetra teny aho fahiny 30 lasa izay dia efa io ilay olana zao ity efa hanana zafikely ny tena dia mbola io ilay olana dia mahatalanjona , fa dia rano miandrona io ary tsy afaka koa aiza no inoako hoe vita ny zao sy zao tsssss !
Zahay koa mponina teny t@ faramparan’ny taona 70, dia efa io no teo. Napoaka ny trano teny Mascar, nasiana tatatra lehibe tao Mahavoky fa éé. Fony préfet militaire ny teto, tena préfet miaramila fa tsy sariny ankehitriny.
le fitaovana mpitsetsitra ve ny olana sa ny resaka assainissement tsy ampy. Ny remblais atao be dia be @ pleine d’Antananarvo izay tokony hivarinan’ny rano nefa tsy misy @ reny mpanambola manao remblaiement ny terrain-ny ireny akory mba manao resaka assainissement matotra hi-évacuer-na ny rano @ andro fahavaratra
Raha ny hevitro dia ireny mpanambola nanototra tetsy sy teroa ireny no noteren(ny fanjakana hanao études ny resaka assainissement eny @ faritra nototorany raha tonga ny fotoam-pahavaratra. Toa samy manao remblais daholo manko ny mpanambola nefa tsy hita hoe mivarina aiza ny rano r’efa tondraka Antananarivo
Et les gasy acceptent. Encore ou toujours. Quelqu’un pour assiéger le ministère responsable afin de mettre fin à ces inondations récurrentes? Pour assiéger les prisons et les gendarmeries afin de vindicter des criminels il y a du monde mais pour assiéger un responsable politique afin qu’il réponde de tel ou tel grave dysfonctionnement plus personne.
petakaman dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “c’est toujours l’histoire de la minorité qui se veut très bruyante pour se faire passer pour la majorité alors qu’au…” 15/06/2026 à 15:15
Vola dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “Je n’ai pas saisi le lien entre le titre de la chronique “La colonisation hier, l’immigration aujourd’hui : quel est…” 15/06/2026 à 13:07
petakaman dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “Les pays anciennement colonisés par le Royaume Uni s’en sortent remarquablement mieux que ceux colonisés par la France, sauf lorsque…” 15/06/2026 à 10:15
Harivelo Rajemison dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “. . Non, il ne s’agit pas de faire de la chimie en laboratoire, et d’observer les réactions. Y a-t’il…” 15/06/2026 à 07:17
elman dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “les “majinika” qui sont prêt à brûler l’hôtel de ville dès qu’on les empêche de vendre sur le trottoir ve” 15/06/2026 à 00:59
mpijery dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “Qui sait si ce n’était pas un ballon sonde? s’il n’y avait pas autant de lever de boucliers, ça aurait…” 14/06/2026 à 13:02
elman dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “bah le Colonel a immédiatement éjecté cette TVM, il se préoccupe donc du sort de la plèbe non ?” 12/06/2026 à 10:04
Pfffff efa nampoiziko , nga tsy voatsetsitr’ilay fitaovana io ?
euh ?
Nipetra teny aho fahiny 30 lasa izay dia efa io ilay olana zao ity efa hanana zafikely ny tena dia mbola io ilay olana dia mahatalanjona , fa dia rano miandrona io ary tsy afaka koa aiza no inoako hoe vita ny zao sy zao tsssss !
Zahay koa mponina teny t@ faramparan’ny taona 70, dia efa io no teo. Napoaka ny trano teny Mascar, nasiana tatatra lehibe tao Mahavoky fa éé. Fony préfet militaire ny teto, tena préfet miaramila fa tsy sariny ankehitriny.
le fitaovana mpitsetsitra ve ny olana sa ny resaka assainissement tsy ampy. Ny remblais atao be dia be @ pleine d’Antananarvo izay tokony hivarinan’ny rano nefa tsy misy @ reny mpanambola manao remblaiement ny terrain-ny ireny akory mba manao resaka assainissement matotra hi-évacuer-na ny rano @ andro fahavaratra
Raha ny hevitro dia ireny mpanambola nanototra tetsy sy teroa ireny no noteren(ny fanjakana hanao études ny resaka assainissement eny @ faritra nototorany raha tonga ny fotoam-pahavaratra. Toa samy manao remblais daholo manko ny mpanambola nefa tsy hita hoe mivarina aiza ny rano r’efa tondraka Antananarivo
Vola be kosa no arotsak’ireny ho an’ny APIPA, sa pipo fa tsy manao ny asany ?
Et les gasy acceptent. Encore ou toujours. Quelqu’un pour assiéger le ministère responsable afin de mettre fin à ces inondations récurrentes? Pour assiéger les prisons et les gendarmeries afin de vindicter des criminels il y a du monde mais pour assiéger un responsable politique afin qu’il réponde de tel ou tel grave dysfonctionnement plus personne.
Vous voyez bien qu’il nous faut des 4X4 !
iza mipetraka eny manainga zipo efa ela no mailo dia niala ka… fa misy izay tsy misy aleha mihafy eo ihany fa ho aiza moa e