Ah oui ? Oui oui, 80 dahalo ont “rendu les armes” hier dans le Morombe.
Il y a comme un petit air de déjà vu, ça rappelle quelque chose, mais de quoi donc 🤔
Ah mais voilà .. et bé, c’était il y a 10 ans déjà ?
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Hoy lay ohabolana raha tsy diso aho an : “tanana efa zatra mivokona tsy afaka mitsotra intsony” sa tsy izay moa lay izy ? ka kely finoana aho raha hiova fo zany reo mdrr
Dahalo niova fo ry ty a ! Castration de masse ve ? 😛
Ino ny hidirako hoy Zatia
Tsy ho handroso mandrakizay ny faritra Atsimo raha mbola misy ny dahalo. Alefaso ny peine de mort dia vita kabary.
Fitiro ry ty a. Sao de Petera mafana fo ry ty reo a.
Hoy lay ohabolana raha tsy diso aho an : “tanana efa zatra mivokona tsy afaka mitsotra intsony” sa tsy izay moa lay izy ? ka kely finoana aho raha hiova fo zany reo mdrr
Dahalo niova fo ry ty a !
Castration de masse ve ? 😛
Ino ny hidirako hoy Zatia
Tsy ho handroso mandrakizay ny faritra Atsimo raha mbola misy ny dahalo.
Alefaso ny peine de mort dia vita kabary.
Fitiro ry ty a. Sao de Petera mafana fo ry ty reo a.