Scènes rocambolesques hier au Ministère de l’Éducation Nationale ou nous avons vu, dans le désordre, une nuée d’enseignants gréviste, une grosse sono mobile, un Ministre encerclé dans sa voiture, contraint de battre en retraite et de s’enfuir à pied, du gaz lacrymogène, etc.
A l’origine des revendications ?
Une histoire d’indemnité de 100 000 ar. Que le nouveau ministre de l’Éducation nationale, M. Horace Gatien, ne semble pas être en mesure de satisfaire.
ministre de combat 🙂
Aza atao vain-drahalahy tsy marary.
Diniho ity fampitahana ity.
Indemnité Mpampianatra : Ar.90 isam-bolana,
Indemnité Miaramila (2è Classe) EMOREG : Ar.30 000 isan’andro
Fampitahana :Indemnité Miaramila (2è Classe) EMOREG 1 Andro = Indemnité Mpampianatra 28 Taona Dia raha 32 Taona no niditra niasa ny Mpampianatra 1 dia ny indemnité madra-pisotro ronono vao mitovy amin’ny an’ny Miaramila 2èclasse 1 Andro
Zany tokoa ve ny zava-misy ? Izay basy no be zany
# Indemnité Mpampianatra : Ar.90 isam-bolan
Vous plaisantez j’espère ?
indemnité de craie Ariary sivifolo: marina io
C’est décidé: l’indemnité de craie passera à 25.000 Ar en 2019. Vu sur page fb de la tvm.
raha atao izany ny kajy:
30.000 Ar x 76 jours (21 avril-06 juillet)= 2.280.000 Ar par tête de pipe 🙂
mampalahelo be izany nefa dia ireo no mpampianatra ny zana-bahoaka. Raha tsy nisy mpampianatra ny tsirairay avy tsy tonga eo @ fahaizanana tsy taiza no notovozina fa tany am-pianarana. Tsy misy ny atao hoe fianarana raha tsy misy ny atao hoe mpampianatra
Misy fiangarana kosa aloha eo @ grille indiciaire e!
Tsy rariny.
Tokony tsy omena tsiny ny mpampiantra raha manohy ny grevy.
Ny fanjakana manao bemarenina no torahana lacry fa amboary io fitongilanana io.
izay no vokatry ny statut spécial isaky ny mihetsika: miaramila e, mpitsara e…
Raha misy mahavita mamerina mampitovy io dia mivaha ny olana, tsy hahena akory ny efa mahazo be fa hampiakarina ny ambany
Fa ny mampihomehy ange dia efa 50 taona mahery io indemnité io dia nijery fotsiny daholo zay nandalo, nefa misisika hiverina daholo zay efa teo am fitondrana sa mpampianatra zao vao nahita io?
tsy afa nanoatra ny mpamianatra satria malahelo ny zana-bahoaka tsy hianatra sns, fa ankehitriny dia mba manararaotra izy satria iza amintsika no vokin’ny karama omena ny mpampianatra ?
et pendant ce temps partout à Madà aucune classe ouverte pour l’enseignement public, ce depuis au moins 2 mois
Ce n’est pas le DJ qui changera grand chose : il n’a pas été longtemps à l’école. Par contre l’Emmoreg il y tient pour mâter la plèbe . Alors Chers Compatriotes : Réfléchissez quand vous mettrez votre bulletin dans l’urne .
d’ailleurs, on a l’embarras du choix: un comptable, un général, un prophète, un chanteur …
C’est village people version gasy?? 😀
il ne manque que l’amiral et ils peuvent chanter: « in the navy! »