Oui, une base militaire, avec des militaires dedans, des armes, des soutes à bombe 😯
Donc certaines parcelles appartenant à l’armée, le Club nautique notamment, se sont retrouvés titrés, avec certificat de situation juridique à l’appui, au nom de simples particuliers.
Et selon les militaires, des techniciens se prétendant du Ministère en charge des Projets présidentiels, de l’Aménagement du territoire et de l’Equipement ont fait une descente dans cette base pour poser .. des bornes.
ataovy sérieux kosa namà!
@Lemaizina, tsy aotrizay koa no nitranga tetsy Orangea ?
@elman, vao tany Antsiranana anefa i mampiesona no nilaza fa manana ny fiandrianampirenentsika isika!
@Rafangy, ça fait un bail que je n’écoute plus les promesses et les déclarations à l’emporte pièce. Ça m’ennuie mais grave.
@elman, Le mampiesona ne rate jamais une occasion pour débiter des conneries et je me demande si ceux qui l’écoutent encore ne sont pas un peu maso!
@Randria, je ne pense pas qu’ils soient maso. Ils y ont plutôt un intérêt je pense.
@Lemaizina, Pourquoi les noms ne sont pas divulgués ?
@bena, Pourquoi Claudine n’est pas en prison ?
aleo hiady hifamaky loha ao daholo e! isika manisa ny maty fotsiny! angaha bani irery no namidin’ity hvm ity fa ny toby any Antsiranana koa, dia efa lasan’ingahy Matio zanakalahiny(fa tsy Matio ilay mpamory hetra akory)
Elman, tsara koa ity misy mbola afaka ovana ao anatin’ny 5mn ity! dia tena mankasitraka tokoa e!
@Rafangy, merci ê. Atao zay mahatamana nareo é 🙂
@elman, tsara sy mahafinaritra e; ef atamana tsara mihitsy izahay kah! dia mankasitraka e!
@elman,
Hi hi, mahay mivarotra ka.
asio abonnement eto @ site anie fa mbola feno foana eo e.
Efa misy addict maromaro eo
@arivony, ohtrinona no sahin’ingahy 😉
@Rafangy, na izany aza otrany lava lotra ilay 5 min? après le « oups! » on a quand-même le temps de corriger qqchose en 2 min?
@Lemaizina, efa notesteko tsara io e. Indray ndray lasa mandeha mijery post/commentaire hafa. Dia tafaverina tampoka, dia mahita fauty tampoka dia faly ery mahita hoe mbola ampy tsara ilay fotoana hitsarana azy 🙂
@Lemaizina, mety tsara ilay 5mn kah!
Karazan’olona toy inona aza no nividy an’ireo oo ? Rehefa Tohanana @ vola ny fitondrana malemy, dia tsy omena tambiny ny mi-spons. Dia hiteny ndray ny sasany hoe ka manome asa ange ry lerony e, fialonana. Toy ny jamala ihany io, tsy misy mifampiala io fa mamy foana.
@sotasota, tsy maintsy omena tambiny ny mi-spons fa tsy hoe tsy homena….
@sotasota, fony nanao io lalana frankofonia io ny sinoa dia nisy takelaka teo nilaza fa asa maherin’ny 5 000 no homena amin’io fanamboarandalana io, ka na izaho no ts mahay manisa sy tsy mahita fa izaho mpandeha eny isanandro dia tsy nahita an’izany , na 500 aza efa betsaka loatra ka izay lainga rehetra izao ve no hinoana!
raha hiteraka asa tokoa ary ny fivarotana ny fananan’ny miaramila, nahoan ano tsy avy dia hamidy any daholo eran’ny Gasikara amin’izay mba mahazo asa ny maro amin’ny gasy?
@Rafangy, Ary angaha tsy hafindra indray ny bani e araka ny fangatahan’ny ADP ho fanintarana ny seranana ivato,ary ny sinoa no hamatsy ny fanamboarana ny toby miaramila vaovao?
@babakaty, izay no ofisialy mba hampikimpy ny maso fa ny tena izy dia namidy mangingina , tahaka ny namarotan’ingahy pds ny zaridainatetsy Antaninarenian ihany io e!
@Rafangy, pardon ?
@elman, vous n’étiez pas au courant que le jardin d’antaninarenina et le terrain en cascade en contrebas sont désormais propriété de filatex ? Et que le conseil municipal Tim essaye tant bien que mal de casser le bail ?
@babakaty, non je ne le savais pas.
@elman, un bail de 99 ans octroyé à filatex du temps de Edgard avec un d
Mais c’est quoi ce pays sérieux? C’est à désespérer!
@kof, Bienvenu à Mada e!
@Lita Z., un de ces 4 matins on va se réveiller en apprenant qu’ils ont vendu Iavoloha et Ambohitsorohitra.
@elman, pire,le palais de la reine…
Nos valeureux militaires seront ils expulsables si ils ne payent pas le loyer de leur chambrée au proprio civil ?
Vers une armée de SDF, le bureau du colonel se trouve sous la pont de la troisième rue à droite …
Io problème tanim-panjakana io dia eran’ny Madagascar; lasan’ny particulier ny tany miaramila, universitaire,… satria tsy nahavita nanao bornage ny fanjakana fa avy dia nametrapetraka trano fotsiny. Izaho olo-tsotra amizay izay mitady tany « libre » dia mandeha mamonjy ny domaine sy topo ka izay tany domonial rehetra dia azo atao hoe tsy manam-tompo ka azo vidiana.
Ankoatran’izay, lasan’olona particulier ireo tany ireo satria ny olona niasa tao taloha ihany no mividy sy manorina trano ao amin’ilay tany (cas des enseignants chercheurs dans les universités)
On n’est plus à une grosse magouille (connerie) près depuis la transition foza; çà continue de plus belles avec les »fozas nivadika lalimanga » : là où ils sont présents, çà sent la merde. Et le comble c’est qu’on a l’impression que c’est loin de se terminer, et le peuple doit (ou veut???) subir toute cette odeur nauséabonde jusqu’à l’asphyxie.
fiandrianampirenena hono e… babakoto est étranger sur sa terre
Hisy ady lahy be eto gasikara @2018 raha toa ka hangalabato indray ireto satàna ny HVM reto
@fika,
Iza no hiady @ iza ary?
@arivony, ny foza hiady amin’ny lalimanga dia ny zanaky dada manisa ny maty ao amin’ny magro
Ka hisy hiteny indray izao hoe ka ny nanaovana ny villas presidentielles na lasa Phaon d’or moa izy izao, koa anie tanin’ny miaramila e. Fa na izany angaha lasan’dRa8 ilay tany fa tsy mijanona fananam-panjakana na fara-faharatsiny mampidi-bola ho an’ny fanjakana. Raha ny fahafantarako gerance fotsiny ny an’ny sinoa ao fa an’ny fanjakana io.