dia tsy mba nisy fotoana ve nandravonana ireo tany menabe amin’ny sisidalana ireo? marina fa tena mpanohitra ity fitondrana ity aho fa azoko lazaina hoe hitako daholo ny nanamboarana ny lalana manodidina an’Antananarivo(na ny fanatsaran io rn 58 digue Ankadimbahoaka hatrany Andranomena io) fa rehefa vita nya sa dia alamina sy hatsaraina ny manodidina ny asa, bouleverd de l’Europe sy Masay nambola bozaka sy hazo ny sisiny, Alakamisy-Vontovorona, nambolena bozaka ny sisiny dia naravona ilay vohitra nakany tany, sns, sns
mpijery dans Cette phobie anti karana: “Il “suffirait” donc d’avoir des administrations et des dirigeants politiques “non soudoyables” et ils rentreront dans le rang, quand ils…” 20/11/2025 à 10:23
carole dans Cette phobie anti karana: “Dans ce cas, il faut enquêter sur ces “achetés”, je vois mal un karana aller feuilleter les documents au sein…” 20/11/2025 à 09:49
carole dans Ciel, mes biens et mes comptes bancaires: “avereno ny vola tokony nanamboarana lalana naodinareo. Et que faire pour les comptes du 6eme d’âne?” 20/11/2025 à 09:44
Ishaakar dans Cette illusion du pouvoir: “Les promesses ne lient pas l administration ! C est aussi simple que cela en matière de propagande !” 20/11/2025 à 09:17
Doraadm dans Le DG gagne plus de 2 millions ar: “Ny olona reehtra anie tsy dia miteny firy vao hoe sady mandeha ny asa no misy benefice ny société na…” 20/11/2025 à 08:36
Gerard dans Cette phobie anti karana: “Les Karanes sont tres bien organises mais ils sont aussi des predateurs. Les tres grosses entreprises placent leurs benefices dans…” 20/11/2025 à 06:10
Sendra dans Cette phobie anti karana: “Ka isika Malagasy mbola variana miady seza sy mitady hanina ho anina isan’andro dia mifanipaka an-karona sy mifampisintona dia samy…” 20/11/2025 à 00:34
elman dans Cette phobie anti karana: “Club Med… ico-judiciaire, je la note celle la 🙂” 19/11/2025 à 23:29
Vazaha Be dans Cette phobie anti karana: “Franchement, Elman, j’admire votre courage. Personnellement, j’ai renoncé pour vos compatriotes comme pour les miens… fatigué Désespérant ! Oser prétendre…” 19/11/2025 à 21:15
dia tsy mba nisy fotoana ve nandravonana ireo tany menabe amin’ny sisidalana ireo? marina fa tena mpanohitra ity fitondrana ity aho fa azoko lazaina hoe hitako daholo ny nanamboarana ny lalana manodidina an’Antananarivo(na ny fanatsaran io rn 58 digue Ankadimbahoaka hatrany Andranomena io) fa rehefa vita nya sa dia alamina sy hatsaraina ny manodidina ny asa, bouleverd de l’Europe sy Masay nambola bozaka sy hazo ny sisiny, Alakamisy-Vontovorona, nambolena bozaka ny sisiny dia naravona ilay vohitra nakany tany, sns, sns
Miandry orana ireo tompoko @ izay entin’ny rano na makety @ arabe
Marina io raha nisy fepetra HSE zany. Mandeha ny mandeha, tahaka ireo olona ireo.
ka namonjena ny SADC ilay izy. novonjivonjena tahaka ny tsinaikena