Les 2 frères se sont fait attrapés par le fokonolona qui, sans autre forme de procès, c’est le cas de le dire, font passer les 2 hommes de vie à trépas.
Mourir pour 5 sacs de haricots ? Comme on dit en malgache, « sao dia diso tafahotra lotra kosany ê » ? 😯
En plus ils n’ont même pas eu le temps de les faire cuire j’imagine.
mety tafahoatra. saingy efa leo ny olona!
Tena leo ny tantsaha ka! 5sacs izany ange efa meherin’ny 200m² vao mahazo izany, asan’olona 3volana1/2, manodididna ny iray hetsy any rehefa lafo!
C’est vraiment la fin des haricots quoi.
Ils ne seront pas mort pour des prunes.
En plus, tantsaha ou pas, les gens doivent être en mode « viens pas me faire chier! » en ce moment.
Noheverin’izy mirahalahy hoe any Andrevirevy angamba ity tanana ity.
pas mal le jeu de mot ! ahahah
Donc pour des haricots c’est la mort. Ils feront quoi si ils choppent un/une voleur au col blanc qui a volé des milliards? Rien biensur! Ils leurs lèchent le c…!
« mba mametra kely ram’s an »
Vahoaka sampona ny gasy,mifamono @ zavatra kely fa tsy sahy mihetsika @ tena hampiova ny fiainany.T’a raison jojo!
Ka tsy tratra ambody ondry tsinona ireo col blanc dia sarotra ilay fitsaran-bahoaka kou! Ny mety ahazo an’ireny fotsiny dia ny V8 ho voatoraka fa tsy manaja loatra ny majinika rehefa mampiasa lalana
T@ francophonie zao nisy 200.000$ nanjavona tao @ compte, sarotra be ve ny mahafantatra hoe iza no naka azy? Asehoy vahoaka dia aleo tsaraina
Tsy hoe 500 000$ ? Anaovana anilay building anakiroa izay tsy nihetsika intsony atramzao
ka anabavin’ilay mpanolotsaina no nitantana azy tao e!
Ka izy izao no eo @ pouvoir hono koa. Sady ataony mihinan’ilay tsy tononiko.
tsaramaso mena sa fotsy ? Miankina aminzay koa mantsy 😉
Tena fôlaitra kosa e!