Au lieu de ? Au lieu de 120 🤣
Et bé mes pauvres chéris vous en avez pas fini avec les délestages dites donc.
Et je repose la question : les 7600MW c’est du revingadra non ?
On résume :
– On n’a pas de camion pour dispatcher le fioul du bateau
– Les installations “déclenchent” les unes après les autres
– Et maintenant plus d’eau pour faire tourner les centrales hydroélectriques.
Mais je ne serai toujours pas plus nul que lui 🤣
Plus sérieusement, on pense faire quoi du coup ?
Ça je crois
Perso à ce stade je prendrai le premier boutre venu et je me barre aux Comores lol
tantara taloha : nandritran’ny 3 taona sy tapany aho niara-niasa t@ general electric, efa vitako études daholo ny mikasika ny angovo eto madagasikara, ka izao ny zavatra ho hataontsika : efa vonona ny experts, efa vonona ny vola, vao lany aho dia hanomboka ny asa, isika tsy mitsapatsapa fa tonga dia velirano fa tsy hoe minoa fotsiny ihany sy hoe kapoakako io …
ny ankehitrinin-dramalagasy : @ herinandro ambony io aho hampiantso ny mpiasan’ny jirama rehetra hijery hoe inona no tena olana, inona no vahaolana … tsy maintsy hatao ny audit
H.S. : ahoana oa izany hoe ministra efa nametra-pialana efa ela nefa mbola ”H”anaovana tombana (évaluation) indray hono alohan’ny fanendrena ministra ho ao anatin’ny governemanta tarihan’ilay pm ex vaovao ?
“ahoana oa izany hoe ministra efa nametra-pialana efa ela nefa mbola ”H”anaovana tombana (évaluation) indray hono alohan’ny fanendrena ministra ho ao anatin’ny governemanta tarihan’ilay pm ex vaovao ?” izay ilay fika e! ireo ihany no haverina eo dia manao izao fihetsiketsehana rehetra izao aloha
Isika izao dia entin’olona nisafidy nividy fiara 4×4 tsisy batery sy solika. Raim-pianakaviana be rendrarendra sy tia sehoseho fotsiny.
mialona ny cadillac ko tenisany lol
c’est bizarre car il y a un grand barrage de retenue en amont de la centrale, et pourquoi, Mandraka n’est jamais affectée alors que le lac Mantasoe voit son niveau baisser considerablemant?