Ampamarinana : énième éboulement

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Plein de morts, plein de blessés, comme d’habitude.

On va donc attendre patiemment que les 2000 personnes qui s’entêtent à habiter dans cette zone y passent un par un.

« Oui mais on va aller où » ? Bah n’importe où ailleurs, où vous ne vous demanderez pas chaque nuit avant d’aller dormir si vous allez mourir ou pas, devrait faire l’affaire ?

Après si vous préférez la roulette russe, c’est votre problème.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
15 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
sarah
sarah
6 années il y a

L’épée de Damoclès… le niveau de l’intervention de l’Etat devrait aller plus loin que les tip top habituels, mener des études (géotechniques? géologiques?) pour évaluer réellement les risques et interdire l’accès, en amont et en aval.
Sinon, les « mpinomino foana » vont continuer de croire que c’est du « sorona »

Invité
Invité
6 années il y a

VOHITRA ANTANANARIVO: FANTARO NY HASINY ARY HAJAO!

Ataoko fa tsy mety intsony ny mangiana manoloana izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana izao, aina afoy noho ny tsy fitandremana sy tsy fanajana ary tsy fanarahana ny lamina napetrak’ireo olon-kendry Merina hatramin’ny nanajariana azy. Aoka ho fantatrareo fa io vohitr’Antananarivo io dia naorina araky ny lamina ara-boajanahary manaraka ny astrologie, geologie, sns. Ny anaran-toerana rehetra amin’iny vohitra iny dia misy dikany daholo, ary efa voadinik’ireo olon-kendry, mpanitsakandro, mpanana tsindrimandry, sy ireo mahafehy ny tontolo ara-panahy rehetra.

Io faritra io dia miorina amin’ny HASINA, efa misy fomba ny fidirana sy mivoaka ao, misy fomba ny manorina trano eny, misy zoro mila hajaina eny isak’izay manao zavatra saingy tsy hiditra lalina amin’iny aho fa hanazava aminareo fotsiny ny dikan’ny anaran-toerana amin’iny vohitra iny, satria raha fantatra sy najaina araky ny anarany fotsiny ny toerana dia tsy nisy akory izao loza izao.

#AMBATOTSIMAHASOAOLONA: Mazava be io anarana nomen’ny olon-kendry io: VATO + TSY MAHASOA + OLONA : Iny faritra maromaro be vato manodidina ny Rova iny no tiana lazaina. Tsy fanao ny manao trano amin’iny, fadin’ny Ntaolo, ary efa tamin’ny nanorenana ny vohitra izany no tsinjon’ny olon-kendry Merina. Saingy tsy najaina, dia tsy mahagaga raha misy ny faty olona, ary mbola hitohy hatrany ny faty olona rehefa tsy misy ny fandraisana an-draikitra.

#AMPAMARINANA: Io no atao hoe ALOKY NY FAHAFATESANA, FARITRY NY MATY. Teo no toerana namonoana ny meloka rehetra hatramin’ny faha-mpanjaka. Famarinana ireo nanao heloka tamin’ny fanjakana, izay no maha am-PAMARINANA azy. Fadin’ny Ntaolo ny manao trano eny, feno énergie negative, feno fanahin’ny ratsy saina. Dia ho gaga ve ianareo raha maty tsikelikely ny olona manorina trano eny, na ny fihariana aza mety tsy handeha amin’ny laoniny.

#AMBOHIPOTSY: mbola amin’io vohitra io ihany no misy an’Ambohipotsy izay efa diso fantatry ny rehetra. Famonoana olona koa teo, fanantonana ny lohan’izay voatapa-doha sy fanariana ny vatany. Ka rehefa ela ny ela dia feno taolam-potsy tao, izay no maha AmbohiPOTSY azy. Ao amin’io zoro io dia tsy fanorenana trano, mbola hoavy koa ny anjaran’ireo atsy ho atsy raha tsy misy fandraisana andraikitra malaky.

#ANDOHALOMASINA : Andohalomasina no tena anaran’Andohalo fahiny noho ny fisian’ny vatomasina, sy ny rano fihasinana tao. Teo amin’ny toerana misy ny katedraly ankehitriny io no nisy dobo masina fakana rano entina manasina saingy nototofana. Notaina fady, nanorenana fiangonana, ary vao tsy ela no nasiana sarivongana be.
Nisy teny hoe « Masina » daholo ny anaran-toerana najaina teny, toy ny Andohalomasina, Ambavahadimasina, etc. fa dia niniana nofafana fotsiny rehefa tonga ny mpandrava, natao izay nanadinoin’ny taranaka fa vohitra masina io.

Rehefa lasa zanatany Madagasikara dia nanomboka ny gaboraraka teny, nanomboka ny fanotana fady, famonoana ny tantara, fandravana vakoka. Vokany, very tadidy ny taranaka ka manaotao foana ka maty, ka very hasina, ka mora ambakain’ny vahiny. Maro ny toerana mila fantarina ao saingy hajanoko eo aloha sao lava loatra!

RAFARAMANJAKA Aditya

mangableu
Répondre à  Invité
6 années il y a

Waouh! On apprend des choses avec vous! Franchement je vous dit bravo! Zavatra toy izao no tokony ampianarina any am pianarana, amin’ny taranja malagasy.

Invité
Invité
Répondre à  mangableu
6 années il y a

@ mangableu
Mankasitraka.
Mandrosoa Hasina

Le Maizina
Le Maizina
6 années il y a

C’est comme une dent, qu’une vieille gencive n’arrive plus à stabiliser! A l’époque où ces personnes avaient construit, il n’y eut aucun danger! Donc, il faut les indemniser, les reloger… à la valeur de leurs biens.

banksybeat
banksybeat
Répondre à  elman
6 années il y a

On construit a flanc de montagne dans bien endroit du monde mais quand l’incivilite est omnipresente on ne peut que constater les degats. Les egouts sont mal entretenus et beaucoup de proprietaires empechent le passage de ces structures indispensables sur leur domaine. On ne compte plus le nombre de maisons pour lesquelles les eaux usees disparaissent par infiltration (par magie) sans aucun tuyau d’evacuation jusqu’aux egouts.

hum
hum
Répondre à  elman
6 années il y a

ka he zany izy hoe ntaolo ko 😀

ramatoa
ramatoa
Répondre à  elman
6 années il y a

et qu’est-ce qu’ils disent les Ntaolo à propos de le remblayage des pleins d’Antananarivo? Inondation ? ou non?

Invité
Invité
Répondre à  ramatoa
6 années il y a

@ ramatoa,
Tsy adala akory ny Ombalahibemaso nanao ireo digue ireo.
Ny olona ankehitriny no matin’ny vola sy manantena ny ho tsy maty manota ka tsy nahatakatra ny fahendren’ireo Ntaolo.
Miseo azy ho modernes ny olona ankehitriny, maneso ny Ntaolo ka aleo hihinan’ny tsy fihinany eo.

mangableu
Répondre à  Invité
6 années il y a

Ny mba haiko izao dia kay ny lalana avy eo mandroseza-ankadidratombo makany ambohimanambola iny ka ny ntaolo no nanao azy satria rehefa tondraka Ikopa dia lasa manimba ny tanimbary! Enjana an!

Invité
Invité
Répondre à  mangableu
6 années il y a

Olona ny fahalàlana ny Ntaolo, nahay nijery volana, kintana, lanitra.
Nahay zavatra maro toy ireo fitsaboana @ hazo sy zava-maniry. Dia nolazaina fa sampy sy devoly. Nefa ny lanoratoires vahiny tonga maka ireo hazo sy zava-maniry ireo izao dia navadiny fanafody hamidy lafobe.
Manaratsy ny antsika isika nefa ny hafa makatahaka ny antsika no tompoina lava.

Ralek
6 années il y a

On aurait surtout être plus malin que les Ntaolo en prenant des précautions!
Les Ntaolo en question étaient des personnes comme nous! Nous sommes les Ntaolo des prochaines génération je n’aime pas trop mystifier ces Ntaolo.
Partout dans le monde (comme dit banksybeat ci-dessus) on construit sur des flan de colline, c’était même la tendance! Beaucoup de châteaux forts et fort son construit en hauteur car beaucoup d’avantage.
Ils avaient juste solidifié leurs constructions!

Et puis, c’est là où je me dit qu’il y a aussi une défaillance niveau gestion de catastrophe et aussi les assurances à Mada!

kof
kof
6 années il y a

Il y a aussi régulièrement des séismes à Tana. Pas le méga-séisme qui détruit tout mais je pense que c’est maintenant suffisant pour faire s’écrouler des pans de collines entiers vu l’état de celles-ci à Tana aujourd’hui.

Dans ce genre de cas, l’état doit assurer ses obligations de protection des citoyens, même contre leur gré, et évacuer tout ce qui doit l’être en mesure d’urgence. Puis pour le long terme, effectuer les travaux nécessaires pour que les gens puissent revenir chez eux en sécurité. Et oui, agir c’est tout de suite. Et ce n’est pas forcément que pour réaliser l’IEM. Les urgences sont innombrables, comme ici. Question de vie ou de mort. Il y a des vies en jeu, des vies d’enfants même.

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.