Tena mbola ho adin’akoholahy marina io.
Ary ny akohovavy koa anefa tsy hanaiky mora
Ny ankoatra izay moa dia adin’ombalahy
tena mbola betsaka ny fanontaniana mila valiny mazava toy ny masoandrobe lohataona. Toa nazava tsara ny tena tanjona teo amin’io 13 io teo aloha, fa lasa sangodim-panina ilay izy amin’izao ora izao.
Raha jerena tsotra hatrany amboalohany :
1 – Ny fanesorana ny filoha amperin’asa no tanjona.
valiny : ny gouverne-manta no nesorina
2 – praiministra 3 avy eo amin’ny 73 D no safidy fantatry ny olona
valiny: tsy nisy nahafantatra ilay olona voatendrena
3 – Fanontaniana izany mpikambana ny gouverne-manta hivoaka eo ?
valiny : ny valiny rehetra hatreto dia tsy nisy nifanaraka amin’ny nandrasan’io 13 mai io
DG Scar
6 années il y a
Les seza et les futur-occupants, peu importe. Si on parle vraiment de changement, montrons la bonne foi, ne méprenons pas les vahoaka et surtout, arrêtons de prendre les autres pour des moins que rien. Je pense que c’est pas si difficile que ça. Enfin…
Paradoxe
6 années il y a
Méthodologie
Espérons qu’ils disposent et appliqueront
une bonne méthodologie — heuristique —
En gardant toujours à l’esprit les 4 critères (priotités)
énoncées lors de son discours de passation
Parfois, on doit faire face à des prises de décisions
avec contraintes contradictoires
(potimisation sous contraintes)
elman dans Bébé Noa : mais mais mais: “Il faudrait faire une compil ou un megamix avec la chorale de Vontovorana” 04/06/2025 à 22:46
raossy dans Bébé Noa : mais mais mais: “Il chantera bientôt cet hymne national alors? lol https://www.facebook.com/reel/1498101277830538” 04/06/2025 à 21:50
raossy dans Bébé Noa : mais mais mais: “Il pense sûrement à Nouzalon ou l’escrobar…: sous influence d’actutana déjà dans le ventre de sa mère.” 04/06/2025 à 19:53
angady dans Carnet rose : le choix du roi: “bienvenue sur terre, petit prince 🙂 Félicitations aux parents et à la grande sœur! Maroroha ny taiza e!” 04/06/2025 à 19:20