Un bon henomby ritra ça vous dit ?

Un peu de loaka gasy pour terminer ce mois!

 

Ingrédients

  • 500 g de “vodi-hena” ou gîte à la noix
  • 1 et 1/2 càs de gingembre râpé
  • 4 càs d’huile
  • du sel

 

Remarque:

  • Coupez la viande en morceaux pour qu’elle cuise mieux, mais après certains préfèrent garder la grosse pièce de viande, c’est selon vos préférences
  • La meilleure cuisson c’est au charbon, comptez environ 3 à 4h
  • Mettez le minimum d’eau et rajoutez de temps en temps, le goût est plus succulent.

 

 

39 Responses

  1. Gaga aho mantsy raha ty no atao hoe vody hena, soa fa nisy sary.
    F’angaha tapitra sahady ilay sakay voatoto? Tamin’ny herinandro nanao tsôka iny efa nisasaka ilay bocal.
    Tsara. Saingy raha izaho, tsy manana 3-4h hanaovana sakafo izany @ andavanandro.

    1. @Rainintsara, efa 2 bouchers zay no niteny oe fanaovana hen’omby ritra io morceaux io mais perso, ny vodi-hena bola hitako tsara koko refa atao hen’omby ritra

  2. Tsara kosa izany petit dej nareo zany ry Ardine an!Nila nifoha t@3 maraina izany nikarakaraina azy io e?

      1. @Ardine, Sady ny rythme ao Tana ao ohatrany tena vitsy izany fianakaviana mody atoandro ka miara-misakafo ao an-trano izany an!

        1. @mangableu, vitsy mintsy dia ny hariva vo manao sakafo tsara d nefa tokony oe repas léger le soir dia lasa mahamahazo forme ny vahivavy gasy 😛

  3. 10 ora sy sasany izao. Tonga dia naneno ny kiboko. Ary nasiana carry sa tamotamo no ohatran’ny mavomavo ilay vary ?
    Ho an’ireo matahotra tosi-drà, asio tongolo gasy miaraka andrahoina ao dia milamina tsara.

      1. @Ardine, Tsara be, sady tonga d tsy nila tsaky intsony ny harivan’iny, fa tonga dia ilay hen’omby io no nanao lafika tao anaty vavony tao.

  4. Misaotra an’i Ardine! Manampy kely fotsiny: raha mivaingana sy atao be nahandro @ny cocotte minute ka rehefa aroso vao tetehina, vao mainka matsiro sady lany h@ taolampifika 🙂 mmmmhh

    1. @tout fou K, tena lay toalampifika ko no tsy ampy @ fanangany ty 🙂 aleo iany ra bola misy vodi-hena

  5. et le boisson qui va avec? on a l’habitude du ranovola mais un peu d’alcool aiderait à bien digérer 🙂

    1. @mclient, comme ça reste de la viande rouge, je recommande donc un vin rouge 🙂 Mais comme les Malgaches ne sont pas très vins, une bonne thb alors.

        1. @mclient, je préfère le vin, et c’est une question de goût.
          Lorsque je suis avec des potes qui boivent l’alcool durant un repas, j’évite la bière et je prend de l’apéritif ou un digestif (whisky ou rhum sous forme de cocktail).

          1. @Marcus, oui. la bière c’est pour les soirées masikita et autres grillades 🙂

  6. le fanangany no tsara, misy taolana, le vodihena be nofony ka mankaleo ihany, fanangany misy taviny kely, na trafony, ny ana ry Ardine, contraire ny process a

    1. @Rahandy, ka lay fanangany ty nge ka tsy mety toalampifika e! sa v tsy nomen mintsy zay hihihi

    1. @arivony, malheureusement la prochaine recette n’arrangera pas votre goutte 🙂 Peut-être celle d’après car ardine se soucie aussi du bien-être de ses followers.

      1. @intelligentsia, ie refa mihinana hen’omby ritra dia atao rano fisotro toute la journée ny angivy aminzay tsy mietsika ny gouty

        1. @Ardine,

          Efa rony isan’andro ny anay ny angivy na mihetsika na tsy mihetsika ny gouty.

          Rehefa mihetsika izy dia vinaigre de cidre roa sotrokely isa-maraina atao anaty rano betsaka dia 3 na 4 andro eo dia afaka… Tsy mihinampanafody izany.

          Rehefa voatandrina ny sakafo dia tsy mihestika izany io… Izany hoe mba mihinana ati-kena sy trippe kely ihant tout les six mois aloha e. Toaka sy labiera efa bye. Divay no mety

  7. Sabotsy alina mijery finale LDC Real de Madrid vs Juventus : tooo’de hen’omby ritra no laoka e! Maraina dia mahandro. Miaraka amin’ny lasary voatabia! Misaotra amin’ilay hevitra eee!

    1. @ndrema, Oui il me semble que c’est l’équivalent car on utilise aussi la gite pour faire du bourguignon. Et il fera bien l’affaire pour un hen’omby ritra. Bon appétit ô 🙂

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Et le 11 décembre le winner sera .... ?
1200 votes

Fil info

Voir d'autres articles

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.