mahagaga fa dia Andekaleka foana no atao sorona, fa Mandraka sy Antelomita tsy miys resaka mihitsy, ny plaques solaires anie ka mbola eny andalana mivezivzey e, mety izay vao niala tany Morondava, ny solika moa dia efa tsy hita ny vola tokony hividianana azy
Hary dans Cette phobie anti karana: “Efa manomboka betsaka ny silamo vahiny eto amin’ny tanana: iranien, pakistanais, sri lankais, bangladais sns Ary zareo “oligarque” karana gasy…” 19/11/2025 à 18:10
Hary dans Cette phobie anti karana: “Pas tous les karanas mais quelques oligarques karanas achètent les juges, les députés et les ministres. Ils n’ont pas de…” 19/11/2025 à 18:00
elman dans Cette phobie anti karana: “Tiens, j’aurais juré que vous étiez enfermée à Antanimora.. comme quoi on peut toujours se tromper lol” 19/11/2025 à 17:55
cupidon dans Cette phobie anti karana: “Je l’attendais ce genre de brève venant de l’Elman, mais à quoi bon y répondre si c’est pour finir censurer…” 19/11/2025 à 16:39
elman dans Cette phobie anti karana: “Gemini voyons Le projet hydroélectrique de Volobe à Madagascar est destiné à vendre l’électricité à la compagnie nationale, la JIRAMA.…” 19/11/2025 à 16:15
Raza dans Renforcement de la malgachisation de l’enseignement: “Le problème c’est que lors de la précédente malgachisation, on a même cherché à traduire des termes comme « théorème » et…” 19/11/2025 à 14:58
tsytiafoza dans Cette phobie anti karana: “Avons-nous le prix d’achat du kwh proposé dans le contrat de ce volopoor be? Cela pourrait expliquer aussi pourquoi il…” 19/11/2025 à 14:30
Nifin'Akoho dans Cette phobie anti karana: “Any am lery any ny kadasitra ny Tsaralàlana e. Fefeny ny tanana, amboariny ny vevanla fa tsy vadìny. Saika mitovy…” 19/11/2025 à 13:57
aty aminay, 5mn izay no niverina, depuis 5h00 du mat.
tsy haiko fa tsisy rano izany any andekaleka any, tsisy masoandro ny plaques solaires, tsisy solika ny groupes…
fa hoy ny tononkiran’i kougar izay hoe : tazomy @ izao raha mety aminao (ry mpitondra isany)
Tsisy rivotra ny éoliennes
… hay moa tsy misy éoliennes lol
misy eoliennes any Fort dauphin, an’ny QMM fa ny loranjy no niwerawera taminy
mahagaga fa dia Andekaleka foana no atao sorona, fa Mandraka sy Antelomita tsy miys resaka mihitsy, ny plaques solaires anie ka mbola eny andalana mivezivzey e, mety izay vao niala tany Morondava, ny solika moa dia efa tsy hita ny vola tokony hividianana azy