mahagaga an! hatrizay teo Imahamasina foana no natao ny lalao iraisampirenena rehetar fa rehefa tonga ny manapahaizana dia noravany ny tribunes dia nasolony an’io hafahafa io, dia nasehony tetibidiny fa $77 000 000 hono, ny an’ny hafa latsaka be an’izany fa sady mitafo no vao naorina mihitsy fa tsy hoe efa nisy gradins
Rafangy
1 année il y a
“Sérieux ve l’ty ? C’est pas plus rapide en vélo ?”
2 cyclistes sont partis presque en même temps qu’un grand starex, à Foulpointe pour Toamasina mais le grand starex n’a jamais rattrapé les 2 velos qui sont arrivés plus de 30mn plutot
Tsy mety kosa izany hevotrao izany… Ny fiara iombonana anie ka tsy toy ny téléfrika ka hoe afaka miala dia midina amin’ny tady ianao raha tsy mahatanty fofona (efa nisy nanao sy nampiseho sary an’izany fa sao dia heverinao mamorona aho).Aiza dia hiaritra adin’nt 8 be izao ianao?
Doraadm
1 année il y a
Dia rehefa misy amboarina ny lalana dia mody aseho be hoe miasa; andro ataodnro be dia miandry eo daholo ny rehetra. sur la RN2, coté Ambohimalaza iny mihitsy. 45mn à 1h d’attente fa hoe mamboatr lalana, meme pas 100m anefa ilay amboarina
Ah si si, même avant, je mettais 8 heures pour arriver à Antsirabe.
Bien sûr, le plaisir du foie gras de Behenjy était une constante presque toujours récompensée, avec une THB qu’il fallait faire « descendre » avant de continuer.
Une petite sieste à l’arrivée au Vatolahy avant un petit apéro en attendant un steak au poivre vert inénarrable.
Efa niova be Vatolahy. Sady niova tompony no niova anarana, lasa hoe Vatola moa izy izay no lasa tena ratsy, kivy be niverina tao nefa mba clien tfidel taloha.. Na hotel na restaurant
Tsikobe
1 année il y a
Pas grave. Tana-Diego 30 H par Cotisse, 35 – 40 H par Kofmad, Fifidi et Co.
Nifin'Akoho
1 année il y a
Efa azo anaovana off road zao ny RN.
Ny AutoroutendRajoelina kosa manarapenitra tsara.
kototsotra
1 année il y a
tena aleo mandeha Tana-analavory-Faratsiho-Antsirabe
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Efa mandroso ny telefeerika ka, ny sarety koe efa mandeha AR1.
Tamin’i Madagasikara mbola tsy nandroso koa homologué ilay stade Mahasimana.
mahagaga an! hatrizay teo Imahamasina foana no natao ny lalao iraisampirenena rehetar fa rehefa tonga ny manapahaizana dia noravany ny tribunes dia nasolony an’io hafahafa io, dia nasehony tetibidiny fa $77 000 000 hono, ny an’ny hafa latsaka be an’izany fa sady mitafo no vao naorina mihitsy fa tsy hoe efa nisy gradins
“Sérieux ve l’ty ? C’est pas plus rapide en vélo ?”
2 cyclistes sont partis presque en même temps qu’un grand starex, à Foulpointe pour Toamasina mais le grand starex n’a jamais rattrapé les 2 velos qui sont arrivés plus de 30mn plutot
et c’est pas non plus le même niveau de réparations une fois arrivé à Tamatave. Ni de prix.
ny tsotra sy mora indridnra dia ny mandeha fiara iombonanana dia miaritra ny fahaterena sy nyfofona rehetra,
Tsy mety kosa izany hevotrao izany… Ny fiara iombonana anie ka tsy toy ny téléfrika ka hoe afaka miala dia midina amin’ny tady ianao raha tsy mahatanty fofona (efa nisy nanao sy nampiseho sary an’izany fa sao dia heverinao mamorona aho).Aiza dia hiaritra adin’nt 8 be izao ianao?
Dia rehefa misy amboarina ny lalana dia mody aseho be hoe miasa; andro ataodnro be dia miandry eo daholo ny rehetra. sur la RN2, coté Ambohimalaza iny mihitsy. 45mn à 1h d’attente fa hoe mamboatr lalana, meme pas 100m anefa ilay amboarina
cette obsession pour Ambohimalaza.. misy olona tsy aritra zalahy mihintsy ao angamba lol
Imerinkasinina is not Ambohimalaza hein
Ah si si, même avant, je mettais 8 heures pour arriver à Antsirabe.
Bien sûr, le plaisir du foie gras de Behenjy était une constante presque toujours récompensée, avec une THB qu’il fallait faire « descendre » avant de continuer.
Une petite sieste à l’arrivée au Vatolahy avant un petit apéro en attendant un steak au poivre vert inénarrable.
aah les matelas du Vatolahy, une tuerie !