Ny azy rangah ty ny tanjaka no asehony a. Tonga Rapotina dia noraisiny tànana eo anelanelan’ny fiaramanidina 4 hika farany, aveo nisidina eo ambon’ny lohaB2 mbola fiaramanidina lay nanjera bomba ny iran farany teo, niditra amin’ny fiara dia niaraka tao amin’ny fiaran’ny Trump.
Sady tsindry zany nofanomezana antoka fa voaharo ny vahiny filoha rosianina. Enjana ny US
Enga anie mba tsy hahay hamaky ity voasoratrao ity izy fa hikabary indray rahampitso manoloana ireo filoha vitsy sahy tonga hoe hividy fiaramanidina goavana indrindra ary Afrika,ary hanome fitaovana ny tafika gogoue ho lehibe indrindra ato aminy sadc
Nifin'Akoho
9 mois il y a
Tsenainy any andakazerina ngeza indrindra ilay vahiny, raisiny tanana sy akany sary eo afovoany fiaramanidina 4 hika farany, nisidinan’ny B2 lay avion ngeza indrindra nanjera baomba tao Iran ndray aveo, asainy miray fiara aminy ao anatin’ny lay blindé faran’ny mafy indrindra ngamba. Hafa foana ny amerikana. Sady tsindry zany no fanomezana antoka fa voaharo ny vahiny.
Ny enjana rehefa manao baina dia tsisy fiatsarambelatsihy a.
Ny eto ndray takonenatra no betsaka e. Za mandeha tongotra avy no nasaina nijanona omaly fa mandalo ry mainty vody isany fa manampahefana hono.
Ataovy zay ataonareo fa ny fahalalahan’ny olom-pirenena aza kitikitiana.
Mba hafa koa izany hoe mpandeha tongotra asaina mijanona izany,izaho mandeha bisikileta aza na mifanena amiko na mihoatra ahy tsy misy mampijanona izany!efa hitako ny tamindRatsiraka,Zafy,Ravalo,Rajao fa ity izany hafa mihitsy
andria dans Voler des os, décapiter des albinos: “tena manao volonier za raha tsy misy sahy ny guillotine eo @ devant gare eo NA 4X4 roa mitovy chevaux…” 03/06/2026 à 11:14
idefix dans Transition ou Refondation ?: “Joe Dassin était-il un visionnaire ? 😛 https://youtu.be/6Yi-Zgg39SY?is=DXqvuDPLh72gQVTo” 02/06/2026 à 10:46
Numerobis dans En fait le Malgache n’aime personne: “le malgache est un etre bizarre c’est vraiment ça, et le plus bizarre c’est quand les bizarres voient les normaux…” 02/06/2026 à 09:43
Numerobis dans Voler des os, décapiter des albinos: “Fiara tsy misy immatriculation koa zao tena mirongatra. Na ilay taratasy kely numero de chassis 6 chiffres kely bilitika tsy…” 02/06/2026 à 09:39
jurassic park dans Reconstruire Madagascar c’est comme retaper Perline: “Bravo l’Elman,j’avais toujours su que vous étiez de la veine des Bricochons!vraiment fier de vous et des vôtres” 02/06/2026 à 00:47
elman dans Voler des os, décapiter des albinos: “tu m’étonnes que l’autre s’est empressé de supprimer la peine de mort lol” 01/06/2026 à 19:26
Raza dans Voler des os, décapiter des albinos: “La dépouille de Mussolini a été suspendue par les pieds en place publique. Nu. Et les gens lui crachaient dessus.” 01/06/2026 à 15:26
elman dans En fait le Malgache n’aime personne: “pour pouvoir vivre ensemble, il faut avoir souffrir ensemble comme se prendre des bombes sur la tronche par exemple. Chose…” 01/06/2026 à 14:31
Hary dans Voler des os, décapiter des albinos: “Qu’est- ce qui empêche les nouveaux dirigeants à remettre la peine de mort ? Ah mince , la France n’est…” 01/06/2026 à 14:01
idefix dans Voler des os, décapiter des albinos: “Any zay Naina va rire é 😛 https://youtu.be/vgbCwmPLOJk?si=slJJ5niXWAHrVCn0” 01/06/2026 à 12:20
Rafangy dans En fait le Malgache n’aime personne: “le kabary, vous connaissez, qui dure très très longtemps pour finalement dire qu’une petite chose(ex le fangatahambady)” 01/06/2026 à 12:08
Rafangy dans En fait le Malgache n’aime personne: “le malgache est un etre bizarre: il prone le fihavanana mais il n’aime que lui-meme, si un de ses proches…” 01/06/2026 à 12:02
Rafangy dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “le pont flottant payant(sauf uniquement pour le monseigneur de Fenoarivo Atsinanana)” 01/06/2026 à 11:44
Ny azy rangah ty ny tanjaka no asehony a. Tonga Rapotina dia noraisiny tànana eo anelanelan’ny fiaramanidina 4 hika farany, aveo nisidina eo ambon’ny lohaB2 mbola fiaramanidina lay nanjera bomba ny iran farany teo, niditra amin’ny fiara dia niaraka tao amin’ny fiaran’ny Trump.
Sady tsindry zany nofanomezana antoka fa voaharo ny vahiny filoha rosianina. Enjana ny US
Enga anie mba tsy hahay hamaky ity voasoratrao ity izy fa hikabary indray rahampitso manoloana ireo filoha vitsy sahy tonga hoe hividy fiaramanidina goavana indrindra ary Afrika,ary hanome fitaovana ny tafika gogoue ho lehibe indrindra ato aminy sadc
Tsenainy any andakazerina ngeza indrindra ilay vahiny, raisiny tanana sy akany sary eo afovoany fiaramanidina 4 hika farany, nisidinan’ny B2 lay avion ngeza indrindra nanjera baomba tao Iran ndray aveo, asainy miray fiara aminy ao anatin’ny lay blindé faran’ny mafy indrindra ngamba. Hafa foana ny amerikana. Sady tsindry zany no fanomezana antoka fa voaharo ny vahiny.
Ny enjana rehefa manao baina dia tsisy fiatsarambelatsihy a.
Ny eto ndray takonenatra no betsaka e. Za mandeha tongotra avy no nasaina nijanona omaly fa mandalo ry mainty vody isany fa manampahefana hono.
Ataovy zay ataonareo fa ny fahalalahan’ny olom-pirenena aza kitikitiana.
Mba hafa koa izany hoe mpandeha tongotra asaina mijanona izany,izaho mandeha bisikileta aza na mifanena amiko na mihoatra ahy tsy misy mampijanona izany!efa hitako ny tamindRatsiraka,Zafy,Ravalo,Rajao fa ity izany hafa mihitsy
Chez nous, nous avions “air force noanina”