izay indray ilay fanodinandresaka! voasoratra ao anatin’ny tetibola 2025 ve izany, ary nahoana no izao vao lazaina nefa isanandro ny ministeran’ny tontolo iainana mandefa saritany mampiseho ny dorotanety eto?
ary noheveriko fa ny vehivavy ihany no fontaine
hiresaka mivantana @ vahoaka indrayao @ tvm miaraka à i Miora
” Fantatrao ve Miora izany Fontaine ? Misy bombardé d’eau vao hoe fontaine izany, indrindra ny vehivavy”
Bombardé fa tsy nipoaka? Misy idiran’i Jeneraly Bômba kapsily ve aloha?
an an, lery mbola empêtré any @ Singh