efa tenenina fa eeeeeeeeee!
efa tamin’ny fatin’ilay zalahy tao amin’ny Mahaleo iny no voasiotsioka ftsy mety fay foana e, Tovo J’Hay ve no ialan’ny olona vola dia izay loranjy mpilelabody no miselontselona eo! lany henatra hoy mamanay izay
Misaotra, rehefa miantsena aho dia manala azy @ mpivarotraka farany teo dia hoe tsy efa hidina ve ny vidin’ity zavatra ity @ ilay ianareo akaikin’ny fitondrana fa hoy ilay ramatoa mpivarotra hoe izahay efa tena leo an’ireo, voatery mivarotra carotte izahay na dia tsy tian an’ilay loko aza 😉
mahatsikaiky fa rehefa mividy zavatra eny koa aho(tsy maintsy eo amin’ilay mpivarotra loranjy izany) dia ataoko koa hoe tsy efa homora daholo ve ireto izao sady ianareo aza efa tsy hivarotra intsony fa efa hahazo trano! dia ny valiny, aoka re, fa nanatena zavatra izahay hay harotabebaka fotsiny, itony(tisorta sy lamabhoany) noraisina fa zaraimpotsiny fa tsy midika hoe mankafy izahay!
indray taona koa, tamin’iny lalan’Antsirabe iny, nijanona tamin’ireo mpivarotravoankazo dia nisy vehivavy iray nanao tisorta loranjy dia niantsoanto heo aty mora aty mora e, fa tsy nety nividy ilay ramatoa fa teo amin’ny hafa ihany, farany nanotany ilay vehivavy loranjy hoe fa maninona kosa no tsy mba mividy eto amiko? dia namaly ilay ramatoa mpividy hoe tsy tiako iny akanjonao iny! dia tsy niteny ilay vehivavy mpivarotra fa rehefa niverina ny ampitson’iny dia nijanona teo ihany, dia tsy nanao ilay tisorta intsony ilay mpivarotra dia tadidiny koa ilay ramatoa , dia nividy teo aminy dia hoy ilay vehivevy tisorta loranjy hoe iny anie akanjo fotsiny e fa tsy iny no tinay!
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
efa tenenina fa eeeeeeeeee!
efa tamin’ny fatin’ilay zalahy tao amin’ny Mahaleo iny no voasiotsioka ftsy mety fay foana e, Tovo J’Hay ve no ialan’ny olona vola dia izay loranjy mpilelabody no miselontselona eo! lany henatra hoy mamanay izay
fa iza izany e ?
secretaire général du ministère Culture, nanome medaille an’i Tovo jhay. Vao niteny ny anaran’i sucré dia voahôgahôga be