Betsimitatatra, c’est la ville : des infrastrucures urbaines, des logements, etc.
Les rizières : 5 à 10 tonnes à l’hectare… ce sera ailleurs.
Doraadm
1 année il y a
Inona no olana moa?
isika izao efa mamboly Artemesia ary efa isika no mitsabo izao tontolo izao
Rafangy
1 année il y a
“Un commentaire le secrétariat d’Etat à la “souveraineté alimentaire” ?”
araky ny toromarika nomen’ny filohampirenena dia efa mamokatra vary hybride isika izao ka mahazo 8t/ha tompokolahy sy tompokovavy!
vao haingana no hitako hoe tany Menabe ilay sekreterampanjakana miadidy ny fahavitantena aratsakafo sy ministra ny fambolena angaha izy izay hoe nijeyr ny lakandranon’i Dabara! dia mahagaga fa izao vao mody taitra amin’izany
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Solliciter plutôt les poissonnières expertes pour défendre l’indéfendable ou le général Rasolofo Lumène là : ”zandry Elman ianao an…”
Mais qui a ordonné le totofana i Betsimitatatra ? Voilà le résultat .
Soyons réaliste.