Toy ny fiara ihany io amiko. Rehefa tsy nisy déclaration de perte dia i Madagasikara izany no tompony ary nandefa azy an-tsitrapo tany Iran. Sarotra no inoana fa tsy olona ambony no nandray izany fanapahankevitra izany.
ny fanendrena hilatsaka ho ben’ny tanana aza mila ny fanaktoavany, dia izay alalana misy volabe amatapitrisany $ ve dia tsy ho fantany? tahaka ny raharaha Londres ihany io, rehefa tratra dia ianao samy irery no nanao an’iny, fa raha nahomby dia aiza ny $?iarahamahafantatra fa ao Dubai dia fanaovana bizna ranofotsiny, ka ahoana no tsy hampieritreritra ny olona hoe anisany ao anatiny ny zanany, izany hoe izy tenany mihitsy
Maninona tokoa moa izany no tsy mipetraka eo anivon’ny fanjakana ny hoe “nankaiza ny vidin’ny boeing anankidimy be izao?”. Nisy fanodikodinam-bola koa izany tao. Efa samy afa-baraka ihany.
Izay mihitsy tokony misy fanadiahadiana Samifin sy bianco satria ilay société nividy ny boeing ao Madagasikara.
Raha no tokony izy tokony immatriculation provisoire avy any amin’ny firenena nividianana ny avions dia rehefa tonga ao Mada izay vao atao immatriculation ao ACM. Ohatrany mividy fiara ihany io.
raglady
1 année il y a
Tratra farany sady au poteau car tu n’as rien vu venir
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Fa maninona aloha no avion 5 fa tsy 1 ?
Firenena iza ihany ko no tena tompon’ireo ?
Ireo ihany no tiako ho fantatra.