Ikotofetsypoor sy Imahakalainga ny andro moderne e. Misioka fotsiny enao dia manitsam-bola zareo ny voromby.
Io ny fikany ry lerony ao e. Narreeo efa tenenina hoe tandrremo sao tratra. Aleo narreo esorrina mihitsy dia mangingina kely aloha atoato.
RMC
1 année il y a
limogé et ssà sarétii làà fotsiny ve ? firenena eto no resahana : USA, cambodge, israel, iran ary madagasikara kely tsy maintsy mijotso
voafitaka hono !? maivana loatra, ambany loatra, mazava be loatra
tsy t@ andron’io rangahy sgp io moa no nisy an’ilay ”signature électronique” satria hoe lany andro @ fanaovana sonia ao anaty parapheurs be dia be ny filoha ?
tsy haiko izay namitaka sy voafitaka, fa … sambory hono i fenohasina eee lol
Vu que le limogé a déclenché lui-même une plainte pour “atteinte à la sûreté de l’État”, cette enquête va donc se poursuivre lol. Il est bien parti pour s’auto-atteindre.
et je reste sans voix quand j’ai vu les zozos (min.gendarme, min.police, procureur général, lehiben’ny fampanoavana, dg acm) soutenant tranquillement par leur présence ce monsieur lors de ”sa’ conférence de presse. ils vont dire quoi maintenant ? riposter fa voafitaka koa ?
dia averiko ihany : iza no namitaka dia iza no voafitaka ? nisy fitaka tokoa ve ? sao dia fitia ary no nisy e ?
misy guides suprêmes daholo ireo olona nolazaiko ireo, dia iza no namitaka an’iza, iza no voafitak’iza ?
… sambory hono oa i fenohasina eee hahaha
PS : ato indray aloha ary ny maso fa voasambotra hono ny filohan’ny otrik’afo eee
na nisy baiko hoe mandeha ianareo manotrona azy, na noho ny fisolelafambody dia hoe aleo manotrona azy sao tsy hitan’i filou filoha fa olony io! raha misy ny fitohizan’ny fanadihadiana(na hanofy aza tsy hahita izany) dia tena voafitaka tokoa ry ministra isany sy rtoa mpitsidika hopitaly, fa raha tsy misy tohiny dia mazava fa i nouzalon ihany no manome ny baiko rehetra, koa satria moa efa maty henatra, dia tsy mampaninona andry zareo ny misehoseho eny rehetra eny
Io indray ilay fanadihadiana misokatra dia any dia mangingina any. Eny, mety izay eto Madagougou saingy ny any ivelany tsy azonao @ izany e. Aleo ialahy isany no hotsaraina any @ CPI sns any fa tsy ny firenena no ho voasazy ka hahafaty noana ny gasy eto: embargo, taxe 200%…
l’un des gérants d’Analamahitsy me semble-t-il… et qui aurait aussi des velléités de racheter 49% de la SBM ?
Blanchiment re zany ka blanchiment.. et on se demande qui est le vrai commanditaire ?
Peut-être,ou peut-être pas…La jeune fille citée,je la connais .Elle fait ses emplettes à Dubaï ou Chine comme le gasy lambda fait son shopping à Mahamasina…
Rahandy dans Oui tous les jours il y a…: “La data, c’est la vie. Les réseaux sociaux, c’est le bistrot des Dédé de chaque village comme disait Fabrice Eboué.…” 30/07/2026 à 10:55
tsytiafoza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “quoi d’autres: pouvoir? 3V? On s’attend à tout de la part de nos compatriotes gougouens: la science, la politique, la…” 27/07/2026 à 15:07
tsytiafoza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Une hypothèse qui écarterait quand même la théorie du “sorona”: si jaurais besoin de sacrifier des êtres humains pour une…” 27/07/2026 à 10:24
Raza dans Oui tous les jours il y a…: “En France, il y a presque 1000 homicides par an et 10 000 disparitions (pour la plus grande majorité volontaires).” 27/07/2026 à 02:15
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “statistiques normales et on ferait un jour de deuil national ve ? https://www.facebook.com/share/196emUwq7z/” 24/07/2026 à 19:00
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Le colonel n’avait peut-être pas tort en disant qu’il faudrait s’inspirer du système reny malala “alerte enlèvement”” 24/07/2026 à 15:15
Raza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Et si c’était seulement des statistiques « normales » ? C’est bien triste mais 6 homicides (on ne sait d’ailleurs pas si…” 24/07/2026 à 13:11
petakaman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Je ne pense pas que le DJ soit derrière tout ça même si l’on sait qu’il avait ramené la populasse…” 24/07/2026 à 12:29
Ikotofetsypoor sy Imahakalainga ny andro moderne e. Misioka fotsiny enao dia manitsam-bola zareo ny voromby.
Io ny fikany ry lerony ao e. Narreeo efa tenenina hoe tandrremo sao tratra. Aleo narreo esorrina mihitsy dia mangingina kely aloha atoato.
limogé et ssà sarétii làà fotsiny ve ? firenena eto no resahana : USA, cambodge, israel, iran ary madagasikara kely tsy maintsy mijotso
voafitaka hono !? maivana loatra, ambany loatra, mazava be loatra
tsy t@ andron’io rangahy sgp io moa no nisy an’ilay ”signature électronique” satria hoe lany andro @ fanaovana sonia ao anaty parapheurs be dia be ny filoha ?
tsy haiko izay namitaka sy voafitaka, fa … sambory hono i fenohasina eee lol
Vu que le limogé a déclenché lui-même une plainte pour “atteinte à la sûreté de l’État”, cette enquête va donc se poursuivre lol. Il est bien parti pour s’auto-atteindre.
et je reste sans voix quand j’ai vu les zozos (min.gendarme, min.police, procureur général, lehiben’ny fampanoavana, dg acm) soutenant tranquillement par leur présence ce monsieur lors de ”sa’ conférence de presse. ils vont dire quoi maintenant ? riposter fa voafitaka koa ?
dia averiko ihany : iza no namitaka dia iza no voafitaka ? nisy fitaka tokoa ve ? sao dia fitia ary no nisy e ?
misy guides suprêmes daholo ireo olona nolazaiko ireo, dia iza no namitaka an’iza, iza no voafitak’iza ?
… sambory hono oa i fenohasina eee hahaha
PS : ato indray aloha ary ny maso fa voasambotra hono ny filohan’ny otrik’afo eee
na nisy baiko hoe mandeha ianareo manotrona azy, na noho ny fisolelafambody dia hoe aleo manotrona azy sao tsy hitan’i
filoufiloha fa olony io! raha misy ny fitohizan’ny fanadihadiana(na hanofy aza tsy hahita izany) dia tena voafitaka tokoa ry ministra isany sy rtoa mpitsidika hopitaly, fa raha tsy misy tohiny dia mazava fa i nouzalon ihany no manome ny baiko rehetra, koa satria moa efa maty henatra, dia tsy mampaninona andry zareo ny misehoseho eny rehetra enyIo indray ilay fanadihadiana misokatra dia any dia mangingina any. Eny, mety izay eto Madagougou saingy ny any ivelany tsy azonao @ izany e. Aleo ialahy isany no hotsaraina any @ CPI sns any fa tsy ny firenena no ho voasazy ka hahafaty noana ny gasy eto: embargo, taxe 200%…
“voafitaka hono !? ” hadinonao angaha ilay ministra iraikalahy taloha iny, ilay nivarotra ny tanimpanjakana dia rehefa tratra dia hoe “tsy novakiako tsara ilay taratasy!”
Quiest l’autre monsieur?
l’un des gérants d’Analamahitsy me semble-t-il… et qui aurait aussi des velléités de racheter 49% de la SBM ?
Blanchiment re zany ka blanchiment.. et on se demande qui est le vrai commanditaire ?
le vrai commanditaire est voafitaka koa lol
bizarre hein! il y avait 3 gerants dans cette sociéte et seul celui-là est recherché! peut etre à cause de sa petite taille? hihihi!
ils ont peut-être déjà interpellé les autres
Peut-être,ou peut-être pas…La jeune fille citée,je la connais .Elle fait ses emplettes à Dubaï ou Chine comme le gasy lambda fait son shopping à Mahamasina…