Raha tsy diso ny fahitako dia misy groupe isaky ny station. Fa ampiasaina kosa angamba raha sendra “en panne”. Izany hoe angovo hafa izany no mampiodina an’ireo : na Jirama, na Angovo mahaleotena : solaire na groupe électrogène…
Ny ahy izy mandeha tsy dia olana amiko loatra fa ny fiodiny ve tsy hiteraka faty antoka fotsiny ? Mazoto nareo aloha raha andeha amin’io fa tsy mety amiko ty izy misavilivily ty rehefa mijanona.
carole
1 année il y a
any zay Sahofika eee
tsytiafoza
1 année il y a
Ary nankaiza ilay financement hampitomboana ny production ao Mandraka hiatrehana itay projet téléphérique? DTC koa ve?
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Le vrai dictateur éclairé élimine sans vergogne les hyènes. Il a d’ailleurs tout intérêt à le faire car sinon ce…” 20/09/2026 à 16:04
blawa izany ! mety izany ram’s aa, mbola tsy nisy nanao, mbola tsy nisy nahita