Il faut demander aux médecins traitants les victimes,quel protocole ont ils suivi pour soigner ces 28 ou 36 “guéris” ?
RMC
1 année il y a
ny ahy indray zavatra hafa mihintsy no nahalasa ny saiko :
1- ilay mpahandro sakafo sy ny zanany ; tsy nisakafo, tsy narary, tsy maty
2- ny tompon’ny fety sy ny reniny ; tsy nisakafo, tsy narary, tsy maty
@ ireo invités 60 eo ho eo hoy ny filoha
avy eo indray, ilay tompon’ny fety : tsy nisakafo, narary, any @ réanimation (hoy ny procureure)
mbola tsy nalefa tany ivelany ny singa, dia efa fantatra fa fanapoizinana no nisy, dia tratra i mamarabe dia nidoboka
i cousine de la cousine de la cousine de la cousine (à l’infini) mahantra efa manana lonilony t@ i cousine de la cousine de la cousine (bis repetita), nalain’i cousine de la cousine de la cousine (lol) hahandro sakafo sady nalain’i cousine de la cousine de la cousine hiasa ao aminy indray, ka Miorrraaa, hitanao ?
i balthazar falifaly fa tsy voakitika mihintsy. i nisipa t@ cousine de la cousine de la cousine tsy hasiana resaka fa efa nodimandry, RIP ho azy
lasa 4 ny totozy fa tsy 3 intsony indray
farany : ratsy be, mi-coince be ny feo sy sarin’ilay ”mivantana”
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Le vrai dictateur éclairé élimine sans vergogne les hyènes. Il a d’ailleurs tout intérêt à le faire car sinon ce…” 20/09/2026 à 16:04
qui a vu les rapports du Strasbourg? secret d’Etat
.. et puis après : “quelqu’un a les dépositions” ? 🙂
Laissons en un peu pour la Justice quand-même (secret de l’instruction etc.)
Il faut demander aux médecins traitants les victimes,quel protocole ont ils suivi pour soigner ces 28 ou 36 “guéris” ?
ny ahy indray zavatra hafa mihintsy no nahalasa ny saiko :
1- ilay mpahandro sakafo sy ny zanany ; tsy nisakafo, tsy narary, tsy maty
2- ny tompon’ny fety sy ny reniny ; tsy nisakafo, tsy narary, tsy maty
@ ireo invités 60 eo ho eo hoy ny filoha
avy eo indray, ilay tompon’ny fety : tsy nisakafo, narary, any @ réanimation (hoy ny procureure)
mbola tsy nalefa tany ivelany ny singa, dia efa fantatra fa fanapoizinana no nisy, dia tratra i mamarabe dia nidoboka
i cousine de la cousine de la cousine de la cousine (à l’infini) mahantra efa manana lonilony t@ i cousine de la cousine de la cousine (bis repetita), nalain’i cousine de la cousine de la cousine (lol) hahandro sakafo sady nalain’i cousine de la cousine de la cousine hiasa ao aminy indray, ka Miorrraaa, hitanao ?
i balthazar falifaly fa tsy voakitika mihintsy. i nisipa t@ cousine de la cousine de la cousine tsy hasiana resaka fa efa nodimandry, RIP ho azy
lasa 4 ny totozy fa tsy 3 intsony indray
farany : ratsy be, mi-coince be ny feo sy sarin’ilay ”mivantana”
misy magie magie maro !