Des mauvaises langues ,très mauvaises langues disent que cela fait partie d’effacement de toutes traces de Ravalo…Oui ,tsena sabotsy moderne était l’œuvre de Ravalo avec l’appui de la banque mondiale à travers le projet PIC….Je vois mal où ces oranges trouveront ils de l’argent pour reconstruire la plus grande marché couverte d’Afrique?
Dernière modification le 3 mois il y a par babakaty
Voalohany aloha mampahery ireo very fananana noho io voina io. Malahelo tokoa ny tena satria nonina tany ANTSIRABE ary Io Tena Sabotsy io no niveloman’ny fianakavinako maro (Vao avy niantso andry zareo aho teo) Fa indro kely. Nijery sary tamin’ny FB izaho teo somary gaga ihany nahita ireo mananasy sy voankazo may kila eo abonin’ny latabatra vita béton? Mba misy afaka manazava ve Tompoko?
En googlant les photos de ce marché, on voit quand-même du bois, beaucoup de bois ! Les étals, les madriers pour soutenir la toiture, comme piliers, etc.
Ka vao tsy azon’ny Tim intsony ny ben’ny tananan’Antsirabe fa lasan’ny tanora mavitrika manampahaizana dia lasa baranahina Ilay tsena,tsy najaina intsony ireo plan de masse tany amboalohany fa nampidirina na nasesika tao daholo Izay te hovarotra ,misy aza mamorona tsena anaty tsena mihitsy ,Izay no nahatonga Ilay izy feno tsena hazo ao anatiny nefa tokony tsy hisy an’izany intsony.
Tokony ho voafehy ihany Ilay afo tsy hihitatra fa ireo bouche d’incendie napetraka eraky ny tsena tsetsina na simba tsy tongan’ny rano intsony,tokony hisy lalana malalaka n’y vavahady 4 miditra ny tsena Izay tafiditra ny fiara tokoa Raha n’y plan initial no arahina fa lasa nasiana mpivarotra ka tsy tafiditra intsony ny camion pompier.
tsy nisy nanaraka ny plan de masse tany amboalohany intsony fa lasa bordé.ique be. Tokony norarana ny fanovana sy fanamboarana trano hazo bedia be eny anelanelany. Faly ahazo habantsena fotsiny
Tabraka
3 mois il y a
Depuis que le chef est là, y’a plus rien qui tourne rond.
Empoizement, inflation, coupures d’eau et d’éléctricité, grèves, et puis Antsirabe
Franchement, il porte la poisse ou c’est juste un très mauvais karma national ?
Nafotaka ,Ilay gasy henjana be raha hanararaotra ny fahavoazan’ny gasy mitovy aminy.Sady elaela tsy nisy rotaka sy opk teto an-tanana dia nanararaotra daholo ry kamo be kibo isany
carole
3 mois il y a
Une fois, il y avait le feu à Tsarasaotra, quand on a appelé les pompiers le gars a répondu que oui c’est bien chez les pompiers mais pour cause de procédure il faut appeler un autre numéro. Avec l’urgence, on a appelé la gendarmerie qui est allée les réveiller pour éteindre le feu. Pas professionnel du tout. Il paraît même qu’ils ont eu du mal à utiliser leurs matériels
RAFARANI
3 mois il y a
Sao misy resaka “Projet Immobilier” no ao ambadikio. Jereo ireo KARANA mafy ao Antsirabe ireo.
Magro anie no mifanila-bodirindrina amin’ilay tsena e,raha te hipetaka ireo Karana dia io no tokony ataony fa tsy sahiny,maika fa tsenambahoaka ,te hody any amin’iny tanindrazany angaha?
RAZO dans Renforcement de la malgachisation de l’enseignement: “J’ai vu beaucoup d’élèves perdus dans les matières scientifiques lors de la malgachisation de Ratsiraka. Il n’y a avait aucun…” 19/11/2025 à 00:13
elman dans Renforcement de la malgachisation de l’enseignement: “J’aurais effectivement tendance à penser que la langue n’est qu’un arbre qui veut cacher la forêt des vrais problèmes. Des…” 18/11/2025 à 22:51
The Man dans Et à quand la grande enquête sur Air Madagascar ?: “L’ancien PM du régime Rajaonarimampianina, le dernier je crois, est apparemment impliqué dans l’une des affaires louches qui ont secoué…” 18/11/2025 à 20:35
Des mauvaises langues ,très mauvaises langues disent que cela fait partie d’effacement de toutes traces de Ravalo…Oui ,tsena sabotsy moderne était l’œuvre de Ravalo avec l’appui de la banque mondiale à travers le projet PIC….Je vois mal où ces oranges trouveront ils de l’argent pour reconstruire la plus grande marché couverte d’Afrique?
Voalohany aloha mampahery ireo very fananana noho io voina io. Malahelo tokoa ny tena satria nonina tany ANTSIRABE ary Io Tena Sabotsy io no niveloman’ny fianakavinako maro (Vao avy niantso andry zareo aho teo) Fa indro kely. Nijery sary tamin’ny FB izaho teo somary gaga ihany nahita ireo mananasy sy voankazo may kila eo abonin’ny latabatra vita béton? Mba misy afaka manazava ve Tompoko?
En googlant les photos de ce marché, on voit quand-même du bois, beaucoup de bois ! Les étals, les madriers pour soutenir la toiture, comme piliers, etc.
Ka vao tsy azon’ny Tim intsony ny ben’ny tananan’Antsirabe fa lasan’ny tanora mavitrika manampahaizana dia lasa baranahina Ilay tsena,tsy najaina intsony ireo plan de masse tany amboalohany fa nampidirina na nasesika tao daholo Izay te hovarotra ,misy aza mamorona tsena anaty tsena mihitsy ,Izay no nahatonga Ilay izy feno tsena hazo ao anatiny nefa tokony tsy hisy an’izany intsony.
Tokony ho voafehy ihany Ilay afo tsy hihitatra fa ireo bouche d’incendie napetraka eraky ny tsena tsetsina na simba tsy tongan’ny rano intsony,tokony hisy lalana malalaka n’y vavahady 4 miditra ny tsena Izay tafiditra ny fiara tokoa Raha n’y plan initial no arahina fa lasa nasiana mpivarotra ka tsy tafiditra intsony ny camion pompier.
tsy nisy nanaraka ny plan de masse tany amboalohany intsony fa lasa bordé.ique be. Tokony norarana ny fanovana sy fanamboarana trano hazo bedia be eny anelanelany. Faly ahazo habantsena fotsiny
Depuis que le chef est là, y’a plus rien qui tourne rond.
Empoizement, inflation, coupures d’eau et d’éléctricité, grèves, et puis Antsirabe
Franchement, il porte la poisse ou c’est juste un très mauvais karma national ?
Ça y est, le jour où je comprends est enfin arrivé ! En fait ce sont les critères pour être heureux. Imbéciles mais heureux quand même
C’est simplement la conséquence de plusieurs années de mauvaise gestion. Avec le temps, tous les problèmes finissent par ressortir.
et d’incompétence
la poussière a toujours cette fâcheuse tendance à ressortir du tapis
Toa ohatran’ny tohin’ny lundi noir t@ 2009 ity lehaza? Tsy nisy fibatàna entana ve tao?