rehefa Ilainy ianao dia mitsikitsiky be iny izy.
rehefa tsy ilainy intsony na hoe manelingelina, dia hop, petite “convocation pour affaire vous concernant”
Hary
11 mois il y a
Saody mba hitarika adimpoko no tanjon’i Cédric?
Lasa 2002 bis izy ity angamba.
“du fait de l’etat d’urgence nationale, les élections ne peuvent pas être organisées” ve ?
Nifin'Akoho
10 mois il y a
Ratsi-iraka :
– Efa nandinika an’io logo AREMA io ve enao ?
– Hainao ve iza no namorina azy ?
* Misy angady, lefona, marteau ary sabatra ao anaty kintana mena afovoan’ny saina mena.
Misy tondro (flêches) 3 eo ambonin’ireo zava-maranitra 3 : Raha adika tsotra dia mamiratra (kintana) ka isondrotra amin’ny asa (angady), ady (lefona) ary rafitra (marteau). Arovana fatratra (sabatra 2) ireo fisondrotana 3 ireo.
* Aodino 180° ny sary (logo) dia ahita zavatra hafa ianao : Ireo flêches 3 dia manome endrika maso sy vava. Ilay lefona no orona. Ireo sabatra 2 no mamaritra ny andrina ary mihohoka ny soratra AREMA eo amin’ny andrina.
# Manakaiky ilay sary eritreretinao io symbole io.
Zava-maranitra avokoa ny eo amin’ny sary ary tsy nahagaga raha niosin-drà ny firenena nentin’ny AREMA.
petakaman dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “c’est toujours l’histoire de la minorité qui se veut très bruyante pour se faire passer pour la majorité alors qu’au…” 15/06/2026 à 15:15
Vola dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “Je n’ai pas saisi le lien entre le titre de la chronique “La colonisation hier, l’immigration aujourd’hui : quel est…” 15/06/2026 à 13:07
petakaman dans Bah bwana n’avait pas à venir coloniser mamadou ?: “Les pays anciennement colonisés par le Royaume Uni s’en sortent remarquablement mieux que ceux colonisés par la France, sauf lorsque…” 15/06/2026 à 10:15
Harivelo Rajemison dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “. . Non, il ne s’agit pas de faire de la chimie en laboratoire, et d’observer les réactions. Y a-t’il…” 15/06/2026 à 07:17
elman dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “les “majinika” qui sont prêt à brûler l’hôtel de ville dès qu’on les empêche de vendre sur le trottoir ve” 15/06/2026 à 00:59
mpijery dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “Qui sait si ce n’était pas un ballon sonde? s’il n’y avait pas autant de lever de boucliers, ça aurait…” 14/06/2026 à 13:02
elman dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “bah le Colonel a immédiatement éjecté cette TVM, il se préoccupe donc du sort de la plèbe non ?” 12/06/2026 à 10:04
Tout ce qui ne se montre pas pour moi est donc contre moi.Cqfd. Primo: convocation, secundo: gagazo. Vous avez le choir.
ça pue vaguement le predator toussa… tampotampoka eo lol
Nefa mba niaraka nizara riz cantonnais ihany nisy fotoana!
rehefa Ilainy ianao dia mitsikitsiky be iny izy.
rehefa tsy ilainy intsony na hoe manelingelina, dia hop, petite “convocation pour affaire vous concernant”
Saody mba hitarika adimpoko no tanjon’i Cédric?
Lasa 2002 bis izy ity angamba.
“du fait de l’etat d’urgence nationale, les élections ne peuvent pas être organisées” ve ?
Ratsi-iraka :
– Efa nandinika an’io logo AREMA io ve enao ?
– Hainao ve iza no namorina azy ?
* Misy angady, lefona, marteau ary sabatra ao anaty kintana mena afovoan’ny saina mena.
Misy tondro (flêches) 3 eo ambonin’ireo zava-maranitra 3 : Raha adika tsotra dia mamiratra (kintana) ka isondrotra amin’ny asa (angady), ady (lefona) ary rafitra (marteau). Arovana fatratra (sabatra 2) ireo fisondrotana 3 ireo.
* Aodino 180° ny sary (logo) dia ahita zavatra hafa ianao : Ireo flêches 3 dia manome endrika maso sy vava. Ilay lefona no orona. Ireo sabatra 2 no mamaritra ny andrina ary mihohoka ny soratra AREMA eo amin’ny andrina.
# Manakaiky ilay sary eritreretinao io symbole io.
Zava-maranitra avokoa ny eo amin’ny sary ary tsy nahagaga raha niosin-drà ny firenena nentin’ny AREMA.
Misy farany daholo ny zava-drehetra.
A l’époque c’était donc mon angady, ma b*** et mon marteau