Et pourtant son nom circulait déjà depuis le début de cette affaire ,alors pourquoi cette réaction tardive ?
Où il sent que l’article de Midi est “télécommandé” par des Tandapa et que depuis quelques semaines des députés de sa région lui veulent sa tête ainsi que celle de la ministre de l’enseignement supérieur…
Doraadm
9 mois il y a
Le donneur de 4×4
Nifin'Akoho
8 mois il y a
Fa dia tataka inona loatra lesy no mila tambiny 4×4.
Sa kosa vola azo tsy nisasarana ve ? Ka na hitory na an’inona nga ilay voatonotonona tsy afaka milaza mivantana fa mbola mialokaloka am’izay ministera.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Ka misy resaka “spaoro malefaka ” tao koa, Dia fiara 4×4 no loka
Insuffisant, on veut tout savoir lol
ah, réaction fulgurante dites donc lol
Et pourtant son nom circulait déjà depuis le début de cette affaire ,alors pourquoi cette réaction tardive ?
Où il sent que l’article de Midi est “télécommandé” par des Tandapa et que depuis quelques semaines des députés de sa région lui veulent sa tête ainsi que celle de la ministre de l’enseignement supérieur…
Le donneur de 4×4
Fa dia tataka inona loatra lesy no mila tambiny 4×4.
Sa kosa vola azo tsy nisasarana ve ? Ka na hitory na an’inona nga ilay voatonotonona tsy afaka milaza mivantana fa mbola mialokaloka am’izay ministera.
mety misompirana fa tsy mba vertical toy ny rehetra