Effectivement, nous n’avons pas tout à fait les mêmes degrés d’enquête et investigation, de détail et de minutie 🤣
Le kitoatoa pinga pinga mety io ram’s endémique, hop, rapidement étrillé, que dis-je, crucifié par les RFI et autres TV5 Monde.
Bien entendu, comme d’habitude, ça va maintenant pondre des communiqués scandalisés, outrés, courroucés pour ne pas perdre la face.
Ah la la … la médiocrité finit toujours par ressortir de sous le tapis n’est-ce pas ?
5083.74 ar
4465.78 ar
Non,il n’y aura pas de communique officiel,ce seront BM,Rinah,TMHquui s’offusqueront
Mba ombiasy iza loatra no mahita poizina tsy hain’iza n’iza ty re olona ? Be loatra ny zavatra tiana afenina am ty resaka ty na ny tsy mifandray mivantana aminy ary.
Hatramin’ny resaka fitsaboana eto ary miharihary ny fetrany. Tongava saina tenisany fa tsisy fandrosoana eto fa maso hafa mihitsy ngamba no mijery.
Efa manono afo eran’ny FB ry dada,i Jemima sy ny tariny dia hoe “tsy azo antoka” sy misy antony matoa vaoroaka eran’ny pays africain hafa ny RFI sy France 24 ary TV5 Monde. Izay indray no vohizina