Dernière modification le 1 année il y a par idefix
Nifin'Akoho
1 année il y a
J’aimerai bien si le groupe Iraimbilanja chante “Ry taniko” durant sa prestation à Mahamasina.
.
Ry taniko – Rôz sy Pay (Raimbl)
.
Safidy, niriako ny hitoetra eto anilanao,
Ry taniko, mamiko, sanatria izay handao anao.
Na mahantra aza ianao,
Marary ny olonao.
Aiza izy no andeha ?
Noravana ny tànana tsy misy fiafarana ireo dimby sy ry fara.
.
Ireo razana taloha niady izay ho anjaranao,
Ny sainy sy ny aina natambany mba ho fiandrananao.
Indrisy anefa fa toa diso fiantefa izany rehetra izany,
Ny tantara no hitsara na ratsy na tsara ny natao taminao.
Izao enao rotidrotika potika sy lò.
Ny fanimbana natao avokoa,
Ireo zava-manan’aina mipenopenona mitoloko mitaraina.
Ny vahoakanao mijaly, farofy mahantra lava izao mijaly.
Mino aho anefa f’indray andro any,
Ny alahelontsika rehetra sy ireo tomany.
Hanjary fiainana soa, hikanto hirindra avokoa,
Ho nosy sambatra enao ry taniko.
Mino aho anefa f’indray andro any,
Ny alahelontsika rehetra sy ireo tomany.
Hanjary fiainana soa, hikanto hirindra avokoa,
Ho nosy sambatra enao ry tany mamiko.
Safidy, niriako ny hitoetra eto anilanao,
Ry taniko, mamiko, sanatria izay handao anao.
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Le vrai dictateur éclairé élimine sans vergogne les hyènes. Il a d’ailleurs tout intérêt à le faire car sinon ce…” 20/09/2026 à 16:04
mpijery dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Mais il faut faire attention à ne pas obtenir des hyènesC’est exactement ce que nous avions depuis une décennie Il…” 19/09/2026 à 14:29
Numerobis dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Mais certains chiens, issus à l’origine des loups, sont devenus, au fil de la sélection opérée par l’Homme, des «…” 17/09/2026 à 08:16
pork dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Un karana musulman président juste parce que l’économie et juste l’économie est faillible pour ma part je dis niet. Mais…” 16/09/2026 à 12:22
mpijery dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “La dictature est aussi un système parmi d’autres, et la classe politique actuelle en rêve, pour l’éclairer, ça va être…” 16/09/2026 à 11:53
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “éclairée par aucun de ces guignols. Poutine il a besoin du FMI, de la banque mondiale, l’Union européenne, la Chine,…” 15/09/2026 à 17:06
Independece Tay 😛 avec Tom krosy.